Litera e
Evoka: a. : Ravin-javatra notenehina na nodorana ka trohina ny fofony mba hatao fanafody. - t.i.f. : Evohana,…tohiny
Evotra: ft. : Enti-milaza fibontsina na fivohitra ho avoavo noho ny manodidina, fiantsamboatra miakatra. - t.i.f.…tohiny
Ezahina: (ezaka) mt.ih. (axa-ho) : Henjanina; hinjirina :Ezaho ny sandrinao; ezaho ny mahazaka. 1 Atao am-paharisihana,…tohiny
Ezaka: a. : Fanaovana ny faran' nY azo atao : Manao an'ezaka Rangahy io rehefa miasa. ~ Fikelezana aina, fikirizana…tohiny