Litera e
E: t.-p. : Entina miantso, ka atao : Eo alohan'ny anaran' ny olona itenenana : E! ry razana ato ambany…tohiny
Ebana: Ebanebana ft. : Entimilaza fitondrana lamba mirefarefa, na mihofahofa toy ny lamba fihaingoana. - t.i.f.:…tohiny
Ebanebanina: (ebanebana) mt. ih. (ebanebano) : Arefarefa, ahofahofa.
tohiny
Ebo: Eboebo a. sady p.t. : Re-, hareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho…tohiny
Ede: Edede ft. : Entina manakora ny olona mampiseho toetra na fihetsika tsy fanao ampahibemaso : Edede! olona…tohiny
Edikedika: a. : Famindra na fihetsika mampiseho fiheveran-tena ho zavatra; fandeha mampiseho fireharehana. i t.i.f.…tohiny
Edinedina: a. : Mitovy amin'ny Edikedika. - t.i.f. : Miedinedina, fiedinedina, mpiedinedina / fiedinedenana, iedinedenana.…tohiny
Edre: t.p. : Tenenina raha mahita zava-manaitra tsy nampoizina : Edre! inona re ito nataonao, anaka!
tohiny
Efa: mt. s. : Vita, voafarana, tapitra : Efa ny asa vao tonga ianao. 1 Tontosa, lavorary : Efako ny asa nampanaouina…tohiny
Efadafy: a. : Teny enti-milaza ankapobeny ny sary rehetra misy lafy efatra, toy ny efamira...
tohiny