Litera e

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Etroa: : Toaka (t.t.m.). - t.i.f. : Mietro, manetro, fanetro, mpanetro ) anetroana, fanetroana. tohiny
Etry: p.t. : Fohy, tsy mahataka-javatra, zeny. 1 ft. : Entimilaza fitambotsorana na fi-, dinana ho amin'ny…tohiny
Etry: a. : Fanivaivana, fanazimbana. tohiny
Etsahina: (etsaka) mt.ih. (etsaho) : Vontosana : Noetsahin'ny ranonorana ny ampiantany ha nihotsaka. tohiny
Etsaka: p.a. : Lena tanteraka amin'ny rano na ranonorana, vonto : Etsaky ny orana ny tambohonay uao natsangana…tohiny
Etsaka: Etsaketsaka a. : Famelezana tsy mihambahamba sady an-kisesy, famonoana sesilany, - t.i.f. : Etsaketsahana…tohiny
Etsaketsahana: na Etsaketsahina (etsahetsaka) mt.ih. (etsaketsaho) : Velezina mafy sy an-kisesy. ¶ M.h. : Dobohana,…tohiny
Etsetra: (lat. et caetera) a. : Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin'ireo…tohiny
Etsy: p.mt. : Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin'ny atsy raha…tohiny
Etsy ange: Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina Etsy ange, mba ierao amin' ny…tohiny
Ety: p. t. : Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby : Ety ny lalana taloha. /E-ty kely ity' efitrano…tohiny
Etý: p.mt. : Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin'ny ad izay manisikevitra mifanohitra amin'ny…tohiny
Evanevana: a.: Anelanelan'ny roa tonta tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa, latsaka afovoany : Mandeha an'evaneuany izy.…tohiny
Evanjelisitra: a. : Mpitandrina nirahin' ny fiangonana hitory ny filazantsara. tohiny
Evanjelista: (fr. évangéliste) a. Anarana nomena azy efa-dahy nanoratra ny Evanjely na ny Filazantsara, dia i Matio,…tohiny
Evanjely: na Evanjily (fr. évangile) a. : Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan'i Matio, Marka, Lioka ary…tohiny
Eveka: (fr. Evéque) a.: (Fiv. kat.) Dimbin'ny apostoly, nandray ny sakaramentan'ny Fandaharana feno, ka manome…tohiny
Evina: a. : Famoahan-drivotra eo amin'ny orona, tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ka mahatonga ny…tohiny
Evoevo: (Tsm) a. : Lohamalemy. tohiny
Evohana: (evoka) mt.ih, (euohy) : Enti-milaza ny olona marary asaina manao evoka : Evohy ireo zazakely uoan'…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.143