Litera d
Danadana: ft. : Enti-milaza toetran'ny zavatra, toy ny varavarana, izay mivoha na misokatra tsara. - t.i.f. :…tohiny
Danadanaina: (danadana) m t. ih. (danadanao) : Avala hidanadana, hisokatra na hivoha malalaka tsara.
tohiny
Dananaka: a. sy p.t. : Olona tsY manana eritreritra, tsy mana-na ahiahy, mitsilam odam o-ka, ary mova tsy ny adaladala,…tohiny
Danesaka: a. : Fandeha tsY miraidraika, tsy rototra. 1 Fihetsika tsy maka sarotra. • Famindran'ireo matavy izay…tohiny
Danga: (Ski) a. : Enti-milaza ny volon'ny alika fotsy vozona : Danga mainty : maintY fotsy vozona. / Danga…tohiny
Dangana: ft. : Enti-milaza fisondrotana avo, fahatongavana amin'ny toerana ambony amin'ny tendrony. - t.i.f.…tohiny
Dangy: p. t. : Maty eo no ho eo, maty tampotampoka, maty tsy tra-drano, mitsitra eo no ho eo. ¶ M.h. : Jingy,…tohiny
Danidany: a. : Diridiry„fahafenoana izay mahatonga ho henjana, enti-milaza indrindra ny kibo feno rivotra na voky…tohiny
Danihina: (danika) mt.ih. (daniho) : May, voadoro, asian' ny herin'ny hafanana : Danihin'ny andro aho eto fa aoka…tohiny
Danika: a. : Famelin'ny herin' ny hainandro; hafanana avy amin'ny hainandro. - t.i.f. : Danihina,voadanika /…tohiny
Danise: (fr. danse) a. : Dihy vahiny nentin'ny Vazaha, mitovy amin'ny hoe bal, izay iarahan'ny lehilahy sy ny…tohiny
Danoka: Danona a. : Fandeha miangoty sy miaingitra ampisehoana fahamboniana na enti-milaza amin'ny hafa fa miadana…tohiny
Dantelina: (fr. dentelle) a : Rary kofehy madinika mitarehin-tranon-kala fanao hain-)gon'akanjo.
tohiny
Dany: a. : Sitraka, izay tiana, fanaranana amin'ny sitrapo (tsy fampiasa raha tsy amin' ilay fombam-Pitenenana…tohiny