Litera d
Dabokandro: a. : Enti-milaza ny fiompiana omby atondraka, izany hoe asaina miraoka amin'ny tany be ahitra any an'efitra…tohiny
Dabolera: (fr. doublure) a : Sosony na saikiny zairina ao anatin'ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo…tohiny
Dada: a. : Fiantsoana na filazana ny ray niteraka : Tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza dry i dada…tohiny
Dada: a. : Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin'ny amponga, izay fanaon'ny lehilahy ihany : *0hab. : Ny tsinjaka…tohiny
Dadabe: a. : Fiantsoana ny rain'ny ray na ny rain'ny reny : Andeha ho aiza ianao, ry dadabe ? ¶ M.h. : Kakibe,…tohiny
Dadaboka: a : Fianjerana amin'ny tany, fahapotrahana tanteraka. - t.i.f. : Adadaboka, voadadaboka f midadaboka,fidadaboka…tohiny
Dadadada: a. : Firadaradana na fitenenana miahotrahotra fanaon'ny ankizy vao mianamiteny. - t.i.f. : Midadadada,…tohiny
Dadafara: a. : Teny iantsoana na ilazana ny faralahy amin' ny iray tam-po amin'ny ray na ny reny : Andeha hitsena…tohiny
Dadaka: a. : Teny mikorontana sy misafotofoto noho ny fahamaikana hilaza zavatra ; kodedika. 1 t, i f. : Midadaka,…tohiny
Dadanaivo: a. : Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin'ny ray na ny reny, eo anelanelan'ny lahimatoa…tohiny
Dadatoa: a : Teny iantsoana na ilazana ny lahimatoa amin'ny iray tam-po amin'ny ray na ny reny : Lasa androany…tohiny
Dadiampela: (Ski) a : Renibe.
tohiny