Litera d
Dotra: a. : Fahamaizana amin' ny afo, r' Fahaporetana. ? H. o, (p.t.) : Poritra eo am-panaovana raharaha na…tohiny
Dovy: a. : Rafy, fahavalo (teny fampiasa amin'ny sikidy). • H.i. : Ray aman-dreny (amin'ny lafin-kevitra hoe…tohiny
Dovy: Dovidovy p.t. : Botabota, dontodonto na bozenizeny sy fonetana; mikirikiry foana na mpanao valy vilana.…tohiny
Dradradradra: a. : Fitomaniana mafy; fikaikaikaikana sy fiantsoantsoana. - t.i.f. : Adradradradra, dradradradraina…tohiny
Dradraina: (dradra) mt.ih. (dradrao) : Antsointsoina mafy mba ho heno hatraiza hatraiza : Dradraina ankehitriny…tohiny
Dradraka: a. : Antso mafy amim-pahatairana noho ny fisehoan-javatra tsy nampoizina tampoka. 4 t.i. : Midradraka,…tohiny
Drafitra: a,: Tsipika manoritra an-tsary ireo fizarazarana na faritra samihafa amin'ny ta-nana, na trano na masinina…tohiny
Draho: ft. : Enti-milaza fitavozavozana. - t.i.f. : Midraho na midrahodraho, fidraho na fidrahodraho.
tohiny
Draidraidraidray: t.p. : Entimilaza fangirifiriana, fanaintainana tsaroana lalina sy maharitra: Draidraidraidray! maharary…tohiny
Draiko: ft. : Enti-milaza famindra manano sarotra na fandeha toa mijaikolaiko, noho ny aretina mahazo na ny…tohiny
Drakadraka: a. : Mpitsikilo, polisy miafina (taloha).
tohiny
Drakadraka: a. : Karazan-kaingo taloha fitondra an-doha : asiana rantsana mitsatoka eo amin'ny randram-bolo, ka…tohiny