Litera d
Donotra: (dotra) mt.ih. misy tsofoka on : Voadotra, dora-na, levonina amin'ny afo : Nodonotra ny fitafian'ilay…tohiny
Donto: p.t. : Tsy mandre tsara fa marenindrenina : Donto mihitsy ny sofin'io zaza io : intelo izy no antsoina…tohiny
Dontoina: (donto) mt.ih. (dontoy): Atao tonga marenindrenina: Mahagaga fa nodontoin'ny aretina io zaza io. • Domboina:…tohiny
Dorana: (dotra) mt.ih. (dory) Ampirehetina, asiana amin' ny afo : Nodoran'ny olona ny tanety. 1 Levonina amin'…tohiny
Doranga: (Ski) a. : Fivelezana amponga na zavatra mikorintsana rehefa manao morenge (na moraingy) na ady totohondry.…tohiny
Doraraka: na Doreraka p. t.: Mipetrapetra-poana tsy manao na inona na inona; kamo sy kalaina. - t.i.f. : Adoraraka,…tohiny
Dorehitra: p.t. : Mena be mangatrakatraka sy mivolon' af o. 1 t.i.f. : Midorehitra, fidorehitra.
tohiny
Doria: p.mt. : Enti-milaza fotoana lava tsy manam-piafarany, ary matetika ialohan'ny teny mitovy hevitra aminy…tohiny
Dorkasy: a: Fikambanam-behivavy protestanta, misy saika isam-piangonana, ka misahana fanaovana asa soa na fiantrana…tohiny
Doro: a. Tsolo; fampirehetana, fanaovana izay hahamasaka na hahakila zavatra : Doro tanety. - t.i.f. : Doroana,…tohiny
Doroboka: ft. : Enti-milaza zavamaniry be ravina sady maitso na akanjo malalaka be ambany sy mirebareba. - t.i.f.…tohiny
Doroka: p.t. : Mamo, leon-javapisotro : Doroka isan-kariva ingahy Raire ato atsimo, • H. i. : Rendrika sy tsy…tohiny
dororororo: teny entina milaza olona anakiray miveravera,na miretareta, azo ilazana ny olona mamo ihany koatohiny