Litera d
Dimbinantsy: a. : Ahitra na a-nana izay maniry eo amin'ny tahony efa nakana na nanapahana. (Matetika no tapahina…tohiny
Dimby: a. : Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy : Ny zanany lahy no…tohiny
Diminambatry: a. : Anaram-bola madinika fahiny izay dimy ampaharoa amby fitopolon' ny ariary, mitovitovy lanjambidy…tohiny
Dimiventisivoamena: a. : Anaram-bola madinika fahiny izaY dimy amby telopolo ampaharoapolo amby fitoniaton'ny ariary.
tohiny
Dimy: p.i. : Efatra ampiana iray : Dimy ny rantsan'ny ta-nana anila. - t.i.f. : Dimina / manadimy, fanadimy,…tohiny
Din'asa: a. : Fifaneken'ny olona fahiny isam-bohitra fa hifarimbona amin'ny asa na taozavatra na amin'ny fanenjehana…tohiny
Dina: a. : Fanekena nifanarahana, teny nifanekena : Manao d{na fa tsy hivadika. - F,-p, : Dinam-pitiavana…tohiny
Dinadina: p.t. : Fano; enti-milaza ny kibo mibontsina no-ho ny fahavokisana. ¶ M.h. : Dibadiba. + t. if. : Midinadina,…tohiny
Dinaka: a. : Vely, daboka, famonoana amin'ny kapoka. • t.i.f. : Dinahina, voadinaka / mandinaka, fandinaka,…tohiny
Dinamita: (fr. dynamite) a, . Vanja fanapoahana vato, na zavatra tiana hazera toy ny trano, tetezana...
tohiny
Dindina: a. : Ny ateraky ny feo lavareny sady mikarantsana ka mbola re mangintsina ao anaty sofina na dia efa…tohiny
Dindo: a. : Tandindona, taratry ny tena; matoatoa. - F.-p. : Mamaia dindo : manao veloma ny fiainana, mamela…tohiny
dindonivainga: 1-Ny Dindonivainga dia teny mamaritra ny tontolo ivelan'ny hita maso; raha rasaina io teny io dia mizara…tohiny
Dingadingana: a. : Karazan-javamaniry (Psiadia dodonaefolia).
tohiny