Litera b
Balita: p. t.: Voky sakafo ny kibo. 1 Vetaveta, ratsy fitondran-tena: Touolahy balita haina. ¶ M. h.: Katritra,…tohiny
Bamba: p. t.: Miely eran'ny manodidina rehetra, mihanaka hatraiza hatraiza, fampiasa indrindra amin'ilay fiteny…tohiny
Bana: Banabana ft.: Enti-milaza zavatra, indrindra varavarana na vavahady, mivoha tanteraka. 1 t.if.: Banabanaina,…tohiny
Banabana: (Ski) a.: Fitondrana zavatra eo amin'ny felatanan-droa ka aingaina tandrifin'ny soroka ho Tomba fanajana.…tohiny
Banabanaina: (banabana) mt. ih.; f. m. (banabanao): Vohaina mibanabana: Nobanabanaina ny varavaram be hidiran'ilay…tohiny
Banaika: p:t.: Enti-milaza toetra fa indrindra fandeha tsy taitra, tsy mihontsina. / t.i.f.: Mibanaika, fibanaika…tohiny
Banàka: ft.: Enti-milaza toetran-javatra mivoha, misokatra tsara. i tif: Banahina, abanaka, voabanaka / mibanaka,…tohiny
Bandia: na Bandiana a.: Entimilaza rehefa mety ho anentan'entana, fa indrindra anentan-damba.
tohiny
Bandrina: a.: Fifan tohan'ny maso mafy eo am-pijerena; fijery maherihery toy ny misy hatezerana na indraika kosa…tohiny
Bandrinina: (bandrina) mt. ih. (bandriho): Jerena amin'ny maso mivontirika mivandravandra mahatahotra: Andeha isika…tohiny
Bandrolahy: a.: Olona nobaboina tan'ady na nangalarina, na novidina, ka ampanompoina atao andevo.
tohiny
Bandromena: (Tsm) a: Omby mena fotsy takiba.
tohiny
Banga: p.t.: Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga. / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy…tohiny
Bangabanga: (banga) p. t.; t.u. r.: Enti-milaza fahabangana etsy sy eroa.
tohiny