Litera b
Boto: a.: Zazalahy kely : Nifaninana hazakazaka ny boto kely ka nahafinaritra eny+ ny nijery azy. • Mpiasa…tohiny
Botrabotra: p.t.: Dongadonga vaventy sady botrefona (tsy fiteny afa-tsy amin'ny ankizy).
tohiny
Botraika: a : Di-doha, fanaovan-javatra an'aina, an-kery fotsiny, fa tsy mitady izay mety hahasoa hahatsara aradrariny…tohiny
Botrina: (botry) mt.ils. (botrio) : Atao tonga botry, mahantra : Dia hobotrinao izany i dadatoanao amin'ny filafihanao…tohiny
Botry: p.t.: Fohy, zeny, tsy mitombo intsony : Hazo botry. / Zazavavy botry kely. • H.o. s Tsy manana, lany…tohiny
Botry: a.: Lakana lehibe izay misy voizina na entin'ny lay na mandeha amin'ny herin' ny milina.
tohiny
Botsatsaka: p.t.: Fotsy dia fotsy manakaiky ny bobo.
tohiny
Bove: na Bovey (fr. bouvet) a : Hazo misy andahiny sy ambaviny ka afaka mifampiditra atao gorodona : Vita…tohiny
Bozaka: a : Anarana ilazana ny karazan'ahitra ankapobeny : Lasa naka bozaka hatao kitay i Soa. - F.-p. : Bozaka…tohiny
Bozenizeny: na Bozeny (ft.) p. t.: Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny : Bozenizeny kely iahy…tohiny