Litera b
Bonanaka: p. t.: Sady lehibe no matavy, botrabotra sy botrefona. - t.i.f.: Mibonanaka, fibonanaka, mpibonanaka.…tohiny
Bonara: a.: Karazan-kazo an'ala maniry indrindra any amin' ny tanin'ny Sakalava izay mampiasa ny hodiny amin'…tohiny
Bonenika: p. t.: Morabe, tsy moka mahery sady tsy rototra. - t.i.f.: Mibonenika, fibonenika, mpibonenika.
tohiny
Bonga: a.: Sombin-tany mivaingana, dongona kely. ¶ H. i.: Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky…tohiny
Bonga: a.: Filazana, amin'ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin'ny filahiana, 4 Bongabe.…tohiny
Bonga: a.: Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin'ny foko sasany).
tohiny
Bongaina: p. t.: Mibongabonga: be bonga, ahitana sombin-tany mivaingana betsaka: Hafahafa izany aty aminareo izany…tohiny
Bongo: p. t.: Enti-milaza ny tarehy na ny maso toa mivonto mivindimbindina: Bongo endrika izy. / Bongo maso…tohiny
Bongo: a.: Anaran-kazo fakana loko mainty handokoana landy na kofehy, ary nampiasaina koa ho fanafody.
tohiny
Bongo: a.: Anarana ilazana ireo fakofako sy zavatra malemilemy angonin'ny biby sasany mba hilafihany. ¶ H.…tohiny
Bonia: a. sady p. t.: Enti-milaza olona mahira-tsaina sy mahatsinjo lavitra ary mahavita zava-mahagaga amin'ny…tohiny
Bonia: p. t.: Enti-milaza ny maso misokatra tsara mahafinaritra, mahatehotia, baliaka. ¶ M. h.: Baholy.
tohiny
Bonibony: a.: Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin'ny fanaviana maivamaivana…tohiny
Bonobonoka: a.; t.v.r.: Bonoka.
tohiny