Litera b
Bolidaozera: (Angl.-Am, : bulldozer) a.: Fiasana goafbe enti-milna ampiasaina mba hampikoy tany.
tohiny
Bolidy: a.: Fialana, fandosirana tsy hanao adidy; fiporitsahana, fihatahana. - t.i.f.: Abolidy tafabolidy /…tohiny
Boliky: (Skl) a.: Ody heverina ho mitondra olona ho ao amin'ny toerana nahaverezan' ny zavatra tadiavina.
tohiny
Bolila: a.: Fibolisarana kely, fikororosiana amin'ny tany malama, saingy kelikely ihany. • H. o.: Filefana,…tohiny
Bolisatra: a: Fikorisan'ny tongotra tsy mahafahatra noho ny tany malama. ¶ M. h.: Bolasitra, bolaly. - t.i.f.:…tohiny
Bolivianina: (fr. Bolivien) a.: Ny firenena tompon-tant' any amin'ny tanin'i Bolivia (Amerika atsimo): Vitry nt'…tohiny
Bolobolo: a.: Fisaritahan'ny volo, na bozaka na fako misavoritaka. ? Volomalemin' ny vorona. - t.i.f.: Mibolobolo,…tohiny
Boloky: a.: Anaram-borona mitovy amin'ny boaiza, fa lehibe, izay afa-mianatra nt' fitenin'ny olona. * Ohab.:…tohiny
Boloky: a.: Gadra famaizana ny olon-dratsY fahizaY, izay natao amin'ny vozona sy ny tanana ary ny tongotra koa…tohiny
Bolozy: (fr. blouse) a.: Akanjo fotsy lava atao arom-pitafiana eo am-panaovan-draharaha. `a - Sintom.bolozy:…tohiny