Litera b
Biko: na Bikoa (Btl) p.t: Entimilaza karazan-tandrok'omby namboarina hatramin'ny fitsiriany haka ny endrika…tohiny
Bila: (Btl) p. t.: Tandrok'omby hafahafa fa ny ilany mahitsy mila hiondrika, ny ilany kosa miolaka.
tohiny
Bila: p. t.: Tsy mahitsy fa mivilana: Bila ny tongotr'itti latabatra it? fa ahitsio. ¶ M. h.: bilabila, bilaka,…tohiny
Bila: a: Aretina tsy fanta-pototra loatra, noheverin'ny sasany ho aretin-tsaina amam-panahy; ny sasany kosa…tohiny
Bilabila: p. t.: Tsy mahitsy mitapatapaka, toy ny tsipika ahitana ny tselatra eny amin' ny habakabaka na ny sarin'…tohiny
Bilady: a.: Teny enti-milaza ny trano itoerana sy ny tany onenana, ny harena sy ny fitohizan'ny fianakaviana…tohiny
Bilaka: p. t.: Tsy mahitsy fa mivilana. - t.i.f.: Bilahina, voabilaka / mibilaka, fibilaka / ibilahana, fibilahana.…tohiny
Bilaotra: a.: Fihatahana, fihodivirana kely. • H,o.: Hadisoana kely. - t.i.f.: Mibilaotra, fibilaotra / ibilaorana,…tohiny
Bilisitra: (angl. blister) a: Fanempahana ny hoditra misy rano mibontsina ao anatiny raha main'ny rano mangotraka…tohiny
Bilitika: P. t.: Kely dia kely, madinika ers', pitiny: Kely bilitika ny anjara mofomamy azon'Isambilo fa tsy nisy…tohiny