Litera b
Betroka: a.: Fanabontsinana nY tena, na noho ny avonavona na noho ny hatezerana, toy ny fanaon'ny tanalahy mainbontsina…tohiny
Betsabetsa: a: Fisotro mahamamo atao amin'ny fary na tantely.
tohiny
Betsaka: p. t.: Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan'olona eto ambonin'ny tany. / Misy voay ve at? aminareo?…tohiny
Betsileo: a.: Foko lehibe monina amin'ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin'ny Tanala, atsinanana;…tohiny
Betsimiasa: a.: Anarana entimilaza ireo mpiandry omby any an'etitra.
tohiny
Betsimihilana: a.: Anarana entimilaza ny ravin'ny tatamo (ny vonin'ny tatamo dia atao hoe voahirana na tsiazonafo,…tohiny
Betsimisaraka: a: Foko lehibe, monina amin'ny tandavandemaka mahatratra 60-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka…tohiny
Bevohoka: p. t.: Enti-milaza ny vehivavy manana anaka. ¶ M. h.: Manana anaka, mitoe-jaza, manaizana, mavesatra,…tohiny
Bevoina: a.: Teny tsy dia manaja laatra enti-milaza ny mats' tsy tiana hohajaina firy, (Tsy fampiasa firy fa…tohiny
Bezanozano: a.: Foko kely dia kely, mitoetra amin'ny tany lemaka manodidina an'i Mangoro, voafaritry ny tanin'i…tohiny
Bezôma: a.: Karazan-javamaneno misy fivoaham-peo lehibe natao mba hanamafy nt' feony sy ny firohondrohony. tohiny
Bibaka: p. a.: Mizihitra makadiry. • Mivonto mamoro-nana any anatiny (ratra na fery). / t.i.f.: Mibibaka, fibibaka…tohiny