Litera b
Batisa: a.: (Fiv. protest.) Anaran'ny batemy amin'ny protestanta, izay samy hafa kely amin'ny fahazoan'ny katolika…tohiny
Batraka: Batrabatraka p. t.: Enti-milaza tsihy na sobika vaventy rary satria lehibe nt' zozoro na ny herana nanan-van…tohiny
Batritra: p. t.: Enti-milaza olona fetsifetsy sy fatsora, na fatritran'olona tsy azo itokiana.
tohiny
Batry: Batribatry p.t.: Entimilaza: Ny voan-javatra vaventy mifantsifantsy. ? Ny nify makadiry sady somary…tohiny
Bavy: a.: Teny iantsoan'ny anadahy ny anabaviny rehefa miresaka: Aza misahirana manao sakafo ho ahy, ry bauy,…tohiny
Bazary: (fr. bazar) a: Teny ilazana ny tsena — indrindra any amorontsiraka — izay mazàna tranoheva malalaka.…tohiny
Be: p. t.: Betsaka, maro, sesehena (alohan'ny anarana mandrakariva): Be trano il-9 tanàna it?. • Lehibe,…tohiny
Be: lambana, be lambanana: lehibe velarana, fa ny be lambana fiteny indrindra amin' nt' tsihy, ny be lambanana…tohiny
Beazina: (be) mt ih. (becta()); Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina:…tohiny
Bebaka: ft.: Enti-milaza ny fiaikena ny hadisoana natao. - t.i.f.: Mibebaka, fibebaka, mpibebaka J ibebahana,…tohiny
Bebe: (be) p. t.; t.u,r.: (Entimilaza fihalefahan-kevitra) Tsy dia be loatra: Bebe ihany ny trondro azony.…tohiny
Bedabeda: p. t.: Malemilemy na mohaka (Jer. Bodaboda). * t.i.f.: Bedabedaina, voabeda J mibedabeda, fibedabeda,…tohiny
Bedabedaina: (bedabeda) mt. ih. (bedabedao): Raidraisina ka fihimpihinina ary avadibadika: Aza bedabedaina ohatra…tohiny