Litera b
B: Tarehintsoratra faharoa ary renisoratra voalohany amin' ny abidy malagasy, mitonona hoe bi na be. ?…tohiny
Ba: a.: Ny fingadonan'ny andalan-tononkalo, izay avy amin'ny toeran'ny tsindrimpeo amin'ny andalana tsirairay…tohiny
Ba: (fr, bas) a.: Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin'ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina…tohiny
Baba: a.: Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry).…tohiny
Babababa: a.: Antsoantso milaza fahavoazana, faharariana: Mankarenin-tsofina ny babababan'Isambilo nokapohindra…tohiny
Babaka: ft.: Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana. - t.i.f.: Mibabaka. - F.-p.: Baba ra,…tohiny
Babaka: ft.: Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin'ny teny…tohiny
Babakolahy: (Ski) a.: Vody taho-mangahazo efa antitra ka maozatra aoka izany ny nofony.
tohiny
Babakoto: a.: Karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala. ? h.i: sady fanaratsiana, enti-milaza…tohiny
Babangala: na Babangoala p. t.: (trano) foana tsisy mpipetraka ary efa afaka daholo ny varavarambe sy varavarankely…tohiny
Babangoala: (jer. Babangala).
tohiny
Babangoana: p. t.: Foana tsY misy na inona na inona ao anatiny; nalana daholo ny fa-naira aman'entana tao anatiny:…tohiny