Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Anareo: s.o.: Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny faine-no: Manontany anareo…tohiny
Anarina: (anatra), mt. th. (ana-ro): Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha. *…tohiny
Anatra: a.: Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny. 1 Fananarana, fampitandremana:…tohiny
Anatrandraka: a.: Zavamaniry mahabe no manadio ny fivalanandrano (Lycopodialla cernua). tohiny
Anatrehana: ppk.: Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kaualy…tohiny
Anatsiko: o.: Zavamaniry ampiasaina ho ody fivalanan-dra ny hodiny (Securinega antsingyensis). tohiny
Anatsinomina: (atsimo), mt, at. (anatsinomy): Alefa na atodi-doha mianatsimo: Rehefa tonga teo amin'ilay tsangambato…tohiny
Anaty: p,mt. na ppk.: Entimilaza toerana mifanohitra amin'ny hoe iuelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina…tohiny
Anavaratana: (avaratra), mt. ih. (anavarato): Alefa na atodidoha mianavaratra. tohiny
Anay: s.o.: Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa…tohiny
And robe: a : Aretin-kozatra tsy fantatra antony na fiaviana, fa ny fisehoany no amantarana azy: miantso mafy…tohiny
Andafy: ppk, sady p,mt,: Enti-milaza toerana ampitan'ny rano na hady, izany hoe mifanandrify amin'ny misy ny…tohiny
Andala: a.: Fikapohana amin' ny rotsa-kazo, karavasy, kotopia... - t.i.f.: Andalasina 1 anandalasana, fanandalasana.…tohiny
Andalambary: a.: Vary vao voajinja vita andaharana eny an-tsaha ambara-pitaona azy ho eny an-tanàna. tohiny
Andalana: a.: Laharana: Ataouy dimy andaiana ireto dabilio ireto, 1 Laharan-tsoratra: Isao mby andaiana firy isantakila…tohiny
Andalandalana: t.u.r,: Tsikelikely. - t.i.f : Miandalandalana. tohiny
Andalandrambony: a.: Ny sisiny alefitra amin'ny tenona na ny rary. tohiny
Andalanina: (andalana) mt. ih. (andalano): Ampandehanina na alefa miadana, tsikelikely: Andalano ny fiasanao fa…tohiny
Andalasina: (andala) mt. ih. (andalaso): Havokavohana, kapohina na velesina mafy sady maharitra ela. tohiny
Andamosina: ppk,: Enti-milaza toerana eo ivohon'ny zavatra iray: Miery ao andamosin'ny lalimoara i Fara kely. ¶…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0959