Litera a
Adoroboka: (doroboka), mt. at. (adorobohy): Atao midoroboka be ambany sy mirebareba: Aza adoroboka toy izao ny…tohiny
Adra: t,-p.: tenim-piontanana enti-mandà amim-pifaliana na enti-maneso, manivaiva: Adrà! tsy vitako izany!…tohiny
Adradradradra: (dradradradra), mt. at. (adradradradrao): A-tao midradradradra: Feo mafy mikarantsana no nadradradradrany,…tohiny
Adraiko: (draiko), mt. at. (adraikoy): Asaina midraiko, asaina mandeha mijaikojaiko: Adraikony er? ny tongony…tohiny
Adrakadraka: (drakadraka),mt. at. (adrakadrakao): Atao mitsangantsangana (volo): Nadrakadrakan'ilay alika ny volony.…tohiny
Adre: t.-p.: tenim-piontanana enti-milaza: a) Fahatsiarovana hafinaretana: Adre! maha finaritra izany rivotra…tohiny
Adrisa: a.: Anarana ilazana ny vavy amin'ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia…tohiny
Advantista: (fr. adventiste) a.: Antokom-pivavahana kristianina niendaka tamin'ny fototra protestanta ka miompana…tohiny
Ady: a.: Fifamelezana, fifanafihana amin'ny basy amandefona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe…tohiny
Ady: ady telo: adi-rafi-biriky izay ahitana biriky telo indray milahatra; Ady zoro: fandanjana ny zoro; Ady…tohiny
Aefitra: (efitra), mt. fit. (aefero): Atao efitra, atao manelanelana: Ity lamba ity aefitra ny atody sy ny vina.…tohiny
Aelakelaka: (elakelaka), mt. at. (aelakelaho): Alana na endahana isam-pelany.
tohiny
Aelanelana: (elanelana), mt, at. (aelanelano): Atao eny analanelana: Tsaramaso no naelanelako ny katsaka.
tohiny
Aelo: (elo), mt. fit. (aeloy): Ampiasaina hatao elo; iarovana amin'ny hainandro na ny orana: Ravin'ampanga…tohiny
Aely: (ely), mt, at. (aeiezo): A-paritaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako. 1 Aparitaka atao fantatry ny…tohiny
Aemonemona: (emonemona), mt. at. (aemonemony): Atao amin'ny toerana avo: Nahoana re no naemonemonao eny ambony eny…tohiny