Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Afahana: (fahana), mt. at. (afahano): Atao sakafo homena ny vahiny: Inona no hafahana ireto uahinintsika fa ny…tohiny
Afahatra: (fahatra), mt. at. (afaharo): Asaina mamahatra, mamikitra: Ny tongotrao hauanana afahatra amin'ny uato…tohiny
Afahirano: (fahirano), mt. at. (afahazorano): Tapahin-drano, sakanana ny lalana rehetra tsy hahazoan'ny hanina…tohiny
Afaho: (faho), mt. at. (afahoy) Afangaro, aharo. tohiny
Afahy: (fahy), mt. at. (afahazo): Hatavezina: Hafiriana ireto omby ireto no nafahinao? tohiny
Afaingoka: (faingoka), mt. at. (afaingohy): Atao mifaingoka, mifaraingo. tohiny
Afaka: mt. ih. Miala, mivaha: Afaha ny tady tamin'ny tongotr'ilay akoho ka lasa izy. ¶ M.h.: tosaka, votsotra,…tohiny
Afakomaly: p. mt.: Teny enti-milaza ny andro talohan' ny omaly, izany hoe indroa andro alohan'ny andro itenenana:…tohiny
Afaly: (faly), mt. fit. (afalio): Entina mamalifaly. tohiny
Afana: a. a) Ny fombafomba rehetra entina manadio na manalavitra ny ratsy, ny loza atahorana: Fanaon'ny olona…tohiny
Afanana: (afana), mt. ih. (afano): Diovina, halavitina ny ratsy. tohiny
Afandraka: (fandraka), mt. fit. (afandraho): Entina mamandraka, misikotra amin'ny fandraka. tohiny
Afandrika: (fandrika), nit, fit. (afandriho): Entina mamandrika: Gilio no nafandrikay ny voronkely fahiny tany…tohiny
Afandrotra: (fandrotra), mt. at. (afandroty): Fatorana atao singory: Ny fanambadiana dia afehy mihitsy fa tsy afandrotra…tohiny
Afangopangotra: (fangopangotra), mt. at. (afangopangory): Afadiditra, ahorongorona: Nafangopangotr'ilay zaza ny taretra…tohiny
Afantaka: (fantaka), mt. at. (afantaho): Atsatoka. tohiny
Afantoka: (fantoka), mt, at. (afantohy): Atao mifantoka, mifantsika: Nafantony teny amin-drainy ny masony. tohiny
Afantsana: (fantsana), mt. fit. (afantsano): Entina manadio ny aty vava, manontsam-bava: Rano misy fanafody no…tohiny
Afantsika: (fantsika), (afantsiho), rnt. fit.: Enti-milaza izay entina mamantsika: 16, fantsika peta-doha it? afantsika…tohiny
Afantsitsitra: (fantsitsitra), mt. at. (afantsitsiro): Atao mifantsitsitra, miporitika: Aza afantsitsitra at? ny rano.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0259