Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Anjananjana: a.: Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano no-ho izy…tohiny
Anjara: a.: Ampahany amin'ny zavatra anankiray nozarazaraina ho an'olona marc,: Tsy hamidiko na oviana na oviaangorodao…tohiny
Anjavidy: a.: Karazan-javamaniry salasalany maniry betsaka eny an-tampon-tanety tsy vonton'ny erika ary fanao…tohiny
Anjay: t.p.: Enti-milaza nard-na: Anjay aho tsy niaraka tamin'iny naman-dratsy iny. tohiny
Anjelisy: a. (lat. angelus) (Fit,. Kat.): Fivavahana fiarahabana an'i Masina Maria intelo isan'andro — maraina,…tohiny
Anjely: a. (Fiu. Kat.): Zavaboary fanahy fotsiny izay nataon'Andriamanitra ho mpanome voninahitra azy ary ho…tohiny
Anjerimanontolo: a.: Toeram-pianarana ambaratonga ambony, Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite. tohiny
Anjoana: ft.: Niavian'ny hoe Anjoanina: omena voninahitra aman-jo sahaza azy: Tonga eto ny ray aman-dreny tokony…tohiny
Anjoanina: (onjoana), mt. ih. (jer. Anjoana). tohiny
Anjoanjo: a.: Zavatra tsy maintsy natao ao amin'ny fanekena; fepetra fehivava: Anjoanjon-teny: fepetra tsy maintsy…tohiny
Anjoanjo: a.: Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, kitoatoa: Tana manao anjoanjo koa izay olona nametmka it? tavoahangy…tohiny
Anjola: (njola) mt. fit. (anjolao): (ny maso) Entina mijery sompirana, amin'ny indramaso. tohiny
Anjolofo: a.: Fisisihana tsy misy fiheverana fa amin-kery fotsiny izao; fanaovana zavatra am-boletra tsy nijerena…tohiny
Anjomara: a.: Zavamaneno iray karazana amin'ny anjombona saingy lava be ny tahony (misy mahatratra roa metatra…tohiny
Anjombona: a.: Zavamaneno tsofina vita amin'ny tandrok' omby na tandrok'omby nampiana volotsangana; ampiasaina…tohiny
Anjona: na Anjonanjona a.: A-vonavona tsy mijery ny olona noho ny fiheverana ny te-na ho ambony. tohiny
Anjonjany: a.: Honkona atao anrin'ny zaran'angady na antsibe mba hahamafy azy. tohiny
Anjoria: a.: Teny tsy heverina loatra izay ho vokany, fa tenenina am-pahasahiana fotsiny. tohiny
Ankabeazany: na Ankabiazany a.: Ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany uaouao izany ny ankabeazany aminay. ¶ M.h.:…tohiny
Ankabetsahany: (Ny) a.: (jer. Ny ankabeazany). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1023