Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Alelika: (lelika), mt. fit. (alelefo): Entina mandelika, manototra; atototra: Ireto ranon-tany ireto alelika…tohiny
Aleloia: a: Teny hebrio voatana mandraka ankehitriny amin'ny fombam-pivavahana kristianina ka ny heviny dia hoe:…tohiny
Alemaka: (lemaka), mt. at. (alemaho): Atao mitovy tantana. tohiny
Alemanina: (fr, allemand) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin'ny…tohiny
Alentika: (lentika), mt, at. (alenteho): Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo. 1 Ampidirina…tohiny
Aleo: ... toy izay: Teny entimilaza fampitahana ka ny teny eo aorian'ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na…tohiny
Aleokomaty: a.: Fahasahiana hanao zavatra fantatra fa mety hitondra loza ho an'ny te-na: Efa nisotro ny aleokomaty…tohiny
Aleokomaty: a.: Karazana holatra izay torotoroina atao tonga vovoka, dia atao ao anaty rano ka mitsinkafona ary…tohiny
Alepaka: (lepaka), mt. at. (alepaho): Aforitra, avaroraka. tohiny
AlĂ©ria: (lona), mt. at. (alony): Aroboka ao anaty rano: A16 na ao anaty rano ny hoditra vao tsara. 1 Apetraka…tohiny
Aletra: (letra) mt. at. (alero): Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin'izao ao anaty kiraro ny tongotra?…tohiny
Aletsy: (letsy), mt. at. (aletseo) Atao miletsy, ahana, aetry: Naletsin'ny mpivarotra ny uidin-jauatra androany.…tohiny
Alevilevy: (levileuy), mt. fit. (aleuileueo): Enti-milaza ny teny entina mandevilevy mitezitra olona. tohiny
Alevina: (levina), ait. at. (aleveno): Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny uary uao mitsiry.…tohiny
Alevona: (leuona), mt. at. (aleuony): Atao levona, lany tsy hita ventiny intsony. tohiny
Alevy: (leuy), mt. at. (aleveo): Atao mandevy, ampangotrahina. tohiny
Aliika: (loka), mt. at. (alokao): Atsipy, atoraka, alefa. tohiny
Alika: a.: Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary…tohiny
Alika: na Aliktilika (ity faharoa no fampiasa kokoa) a.: Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina.…tohiny
Alikaina: (alika), mt. ih. (alikao): Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain'ilay mpampiasa azy,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0272