Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
A: Tarehintsoratra ary zanatsoratra voalohany amin'ny abidy malagasy. tohiny
A: t.p, : Feo kely ampanarahina ny anaran'olona antsoina raha ankizy na olona tsy dia hajaina firy: 0 ry…tohiny
A: : Tovona fanaovana karazana matoanteny roa, dia: a) ny matoantenin'ny atao (mt. at. J, izay entina milaza…tohiny
A: Endriky ny an na ana eo alohan'ny teny iray manomboka amin'ny m na n: Amorona (an-morona), anosy (annosY)…tohiny
Aainginaingina: (ainginaingina), mt. at. (aainginaingeno): Apetraka amin'ny toerana avo: Aza aainginaingina eny io tavim-boninkazo…tohiny
Aaloka: (aloka) mt. at. (aatofy): Atao fialofana: Ireto ampanga ireto aaloka ny zanakazo. tohiny
Aampatra: (ampatra), ma at. (aamparo): Atsotra mandry mivalampatra; avalandotra: Andeha haampatra etsy ambony…tohiny
Aankina: (ankina), mt. at. (aankino): Atao miankina (amin' ny hevitra ara-bakiteny): Aza aankina amin'ny rindrina…tohiny
Aantsona: (antsona), mt. at. (aantsony): Atao miantsona, ajanona amin'ny toerana iray amoron-dranomasina: Naantsona…tohiny
Aapanapana: (apanapana), mt. at. (aapanapano): Atotototo, avezivezy: Mba ratsy koa Rangahy iny; naapanapany eran'ny…tohiny
Aato: (ato), mt. at. (aato), mandidy (aatoy): Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba…tohiny
Aatoka: (atoka), mt. at. (aatohy): Hetsehina midina sy miakatra ny loha ho mari-panekena na fiantsoana: Tsy…tohiny
Aatokatoka: (atokatoka) mt.at. (aatokatohy): Ahetsiketsika mba ho mari-pandavana: Ny lohany naatokatony no mariky…tohiny
Aatrana: (atrana), mt.at. (aatrano): Fiteny amin'nY basy izay raisina ka ajoro tsara: Naatran'ny miaramila ny…tohiny
Aba: a. Teny fahita indrindra amin'ny fitenim-paritra, mitovy hevitra amin'ny hoe:dada, kaky: Ey, abako be,…tohiny
Ababy: (baby), mt. at. (ababeo): Atao am-babena. tohiny
abado: soherin-jorery (anaty tany), tsikovopotsytohiny
Abafoka: (bafoka), mt. at. (abafohy): Avala hitsilailay eo am-pandriana: Aiza no tsy ho kamo i Solo kely? zauatra…tohiny
Abahana: (bahana), mt. at. (abahano): Atao mibahana, atsivetraka mba haka toerana be, asakana: Aza abahana eo…tohiny
Abaiko: (baiko), mt, fit. (abaikoy): Entina manome baiko: Py maso fotsiny no abaikony ny alikany. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104