Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Akezaka: (kezaka), mt, at. (akezaho): Mao mifintimpitina ny andilany. tohiny
Akia: Teny kely fiangotiana fampiasan'ny ankizivavy rehefa miresaka: Ho aiza akg ianareo raha amin'ny alahady…tohiny
Akiaka: (kiaka), mt. fit. (akiaho): Entina manakiaka: Vakim-pitaratra no akiaka ny latabatra. tohiny
Akiaka: (kiaka), mt, at. (akiaho): Asaina mikiaka, avala hilriaka. tohiny
Akibo: (kibo), mt. fit. (ahiboy) Entina manakibo, manitikitika, tohiny
Akidingy: jar. Akodingy. tohiny
Akifakifaka: (kifakifaka), mt. at. (akifakifaho): Ailika, tsipahina, akipaka, dakana: A-za akifakifaka tahaka izao…tohiny
Akifika: (kifika), mt. at. (akifiho): Alana akipika, atosika fa tsy tiana, ailika, ahifikifika. * Ohab.: Tahom-boanjo…tohiny
Akifina: (kifina), mt. at. (akifino): Asaina mievina. tohiny
Akiho: (kiho), mt. fit. (akihoy) Entina manakiho, mandrefy. tohiny
Akija: (kija), mt. at. (akijao): Tanana, tazonina, hidiana: Nakijan'ny mpampianatra tao am-pianarana ny mpianatra…tohiny
Akikitra: (kikitra), mt. at. (akikiro): Araikitra, afantsika, afantoka. tohiny
Akiky: (kiky), mt, fit. (akikiso) Entina mikiky, mikaoka, manala sombiny tsikelikely amin'ny zavatra iray:…tohiny
Akiliolio: (kiliolio), mt. at. (ahilioliouy): Avezivezy, avoivoy: Nakiliolion'ny namany ny bokin'Isambüo. tohiny
Akimpy: (kimpy), mt. at. (akimpio): Akombona ny hodimaso mba tsy habita: A-himpio ny masonao uetiuety. tohiny
Akio: a.: Antsantsa. tohiny
Akipaka: (kipaka), mt, at. (akipaho): Alana, esorina: Zanaka tsy uanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony…tohiny
Akipakipaka: (kipaka), mt. at. (akipakipaho): Ailika hiala, akifikifika amin-katezerana, roahina tsy asiana vidiny:…tohiny
Akipika: (kipika), mt. at. (akipiho): Alana ka akifika: Aza akipika at? amiko ny rano amin'ny lambanao. / Atsipy:…tohiny
Akipikipy: (kipikipy), mt. at. (akipikipio): Atoraka, atsipy: Tsy nakipikipiny tsara ilay rotsakazo ka tsy voa…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0124