Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Avango: (vango) mt. fit. (avangoy): Entina mamango, mamely, mihinana fatratra. tohiny
Avangongo: (vangongo) mt. at. (auangongày): Atangorona miavoavo amin'ny toerana iray. tohiny
Avangy: (vangy) mt. fit. (avangio): Enti-mamangy: Tsy manan-komena izahay fa ny fo no avangy el tohiny
Avanika: (vanika) mt. at. (auaniho): Aseho (nify). tohiny
Avankona: (vankona) mt. fit, (auankdny): Entina mamankona. tohiny
Avantana: (uantana) mt, at. (avantàno): Tsy alefa mankatsy mankar? fa alefa mahitsy: Avantano ao amin'i Da-da…tohiny
Avany: a.: Ila kisoa ialan'ny ]o-ha aman-tongony. tohiny
Avao: (fit.-p.) p. mt.: Foana: Milalao avao ny zanakao any am-pianarana. 1 Monja: Irai-ka avao no tonga ny…tohiny
Avaona: (vaona) mt. at.: Atao mivaona, tsy mandeha mahitsy. tohiny
Avaotra: a.: Zavamaniry fanao ody aretin'ny fantson'ny filahiana ny fakany (Smilax krussiana). tohiny
Avaotra: na Havaotra a.: Karazan-javamanfry mandadina be tsilo nahatonga ilay fitenenana hoe: "Mpianala tsy mahay…tohiny
Avaratra: a: Iray amin'ny vazan-tany efatra, an-kavian'ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin'ny…tohiny
Avareraka: (vareraka) mt, at. (auareraho): Avala hiborotsaka hirefarefa (fitafiana, elatra). tohiny
Avarina: (varina) mt. at. (auarino): Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin'ilaY mpangalatra tany…tohiny
Avaroraka: (varoraka) mt, at. (avarorahy): Aketraka, agedragedra. tohiny
Avarozaka: (varozaka) mt. at. (avarozaha): Akixaviravy, akirazorazo. / Lazaina ka a-tao mitarozaka na averimberina.…tohiny
Avatravatra: (vatravatra) mt. at. (avatrauatrào): Alatsaka mahery. tohiny
Avatsavatsa: (vatsavatsa) mt, fit. (avatsavatsào): Entina mamatsavatsa. tohiny
Avatsy: (vatsy) mt. at. (avatsio): Omena hatao vatsy: Volavolam-bary sy henan' akoho no navatsiny anay. tohiny
Avavatra: (vavatra) mt. fit. (avavàro): Entina mamavatra, manisy vavany (zavatra iray). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.021