Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Angaroa: a.: Zavamaneno tsofina, mitovy amin'ny antsiva (akorandriakan - dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka…tohiny
Angarorana: (Btm) a.: Bibikely sahala amin'ny tsipeko. tohiny
Angata: a.: Fahalovan'ny nify, izay mazàna hita antin'ny ankizy: Nify lanin'ny angata. tohiny
Angata: (Ski) na Angaty (mer.) a.: Karazan'akorandriaka boribory lavalava ohatra ny atody. tohiny
Angatahina: (hataka), mt, ih. (angataho): Iangaviana mba homena ny tena: Inona no angatahinao ? tohiny
Angatra: a.: Fisehoan'ny fanahin'ny olona maty — na biby koa aza — izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety…tohiny
Angatra: a.: Tsy fanaovana ara-ka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome…tohiny
Angatra: a.: Aretin'ny fantson' ny lalandrano amin'ny tenan'ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo…tohiny
Angavoady: a.: Karazan-kazo misy poizina ny voany sy ny hodiny (Thecacorio cornetia). tohiny
Angavodiana: a.: Hazo madinidinika fanao ody hatina sy ody fery ny lavenon'ny raviny dorana (Agauria salicifolia).…tohiny
Angavy: ft.: Enti-milaza hevitra fangatahana mafy. - t.i.f.: miangavy, fiangavy, mpiangavy / iangaviana, fiangaviana.…tohiny
Angazake: (Ski) a.: Biby ohatra ny voalavo mitoetra amin'ny lava-kazo. tohiny
Ange: Kian-teny kely enti-manintona ny sain'olona iresahana ka mitaona azy amimpiangentsanana kely hanao zavatra…tohiny
Angeafotsy: a.: Zavamaniry misy poizina atao famonoana bibikely (Crotolaria ibityensis). tohiny
Angeboka: a.: Teny enti-milaza ny tsy hita ao anatin'ny loaka. tohiny
Angefa: p. mt.: Mitovy amin' ny anefa, nefa, andrefa, kandrefa (jer. ireo); fampiasan' ny ankizy indrindra kosa.…tohiny
Angelingoaika: a.: Karazan' gely maintimainty volo. tohiny
Angelinkary: a.: Karazan'angely mivelona ao an-trano, indrindra fa ao amin'ny entra-no fandrahoan-tsakafo. tohiny
Angeloka: a.: Enti-milaza ny meloka indrindra amin'ny renirano. tohiny
Angely: a.: Bibikely tokony ho 3sm ny halavan'ny vatany, mikiririoka mankarenin-tsofina amin'ny alina. Misy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145