Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ampirina: a.: Hazandrano kely madinika noho ny toho. tohiny
Ampirina: ft.: Enti-milaza hevitra roa: Fandaminana zavatra mba tsy hikorontana na hiparitaka fa hipetraka amin'…tohiny
Ampirivanina: (ricana), mt. at. (ampirivano): Rahonana mafy amin-katezerana (fampiasa kokoa noho ny rivanina). tohiny
Ampita: p. mt. sady ppk. koa: Mitovy amin'ny hoe andafy (fer. it?). tohiny
Ampitahaina: (taha), mt. ih. (ampitahao): Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka…tohiny
Ampitika: (t. tr.) a.: Zanatsipika, zanatsirika. tohiny
Ampitra: na Hampitra a.: Fiankinana amin'ny hafa, takarina. - t.i.f.: Mihampitra. tohiny
Ampitso: a.: Enti-milaza ny andro manaraka n? andro itenenana na ny andro tannin-na: Tsy misy mahalala ny ampitso.…tohiny
Ampiveza: (Skl) a.: Ny ankavian-dakana na sambo, mifanohitra amin'ny antehe. tohiny
Ampizafy: (fit.-p.) a.: Vehivavy. • Vehivavy voan'ny tromba. tohiny
Ampoasa: p. mt.: Am-pikasana (tsy fampiasa afa-tsy amin' io endrika io, saingy manana sampanteny). - t.i.f.:…tohiny
Ampoasaina: (ampoasa) mt. ih. (ampoasao): Kasaina, ampoizina. tohiny
Ampody: na Ampodina (Ski) a,: Karazan-kazon'ala manopy vony ny hazony ary lava-lava mivaky telo ny raviny, fanao…tohiny
Ampofo: ft.: Enti-milaza fipetrahana eo ambony fe sy ranjo miforitra. - t.i.f.: ampofoina, voampofo / miampofo,…tohiny
Ampofoina: (fofo), mt. at. (ampofoy): Apetraka eo ambony fe sy ranjo miforitra, eo anoloan'ny kibo sy ny tratra.…tohiny
Ampohana: (ampoka) mt. ih. (ampohy): Vontosana, fenoina: Hampohan'Andriamanitra ny soa anie ianao! tohiny
Ampoizina: (fo) mt. ih. (ampoizo): Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao. ? Kasaina: Moa…tohiny
Ampoka: a.: Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka. tohiny
Ampoka: p. t.: Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano. • Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao! - t.i.f.:…tohiny
Ampola: (fr. ampoule) a.: Jer,Takamoa. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0154