Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ampamatoran-janak'omby: p. mt.: Mari-potoana folakandro ilay mby amin'ny toerana famatorana zanak'omby iny ny taratry ny masoandro…tohiny
Ampamelomandroa: a.: Halavan-drefy hatreo an-tendrondrantsantanana havia ka hatramin'ny hitsin'ny nono havanana, izany…tohiny
Ampamelomantokana: a.: Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana havia ka hatramin'ny hitsin'ny no-no havia ihany…tohiny
Ampamoaka: a.: Fanadinana fakana am-bavany, fanadihadiana, famotopotorana, f amakafakana: Nampanao ampamoaka momba…tohiny
ampamohalambo: tanàna be famoalambo:zavamaniry fatao fanafody.Dia izany no nahatonga ny anaran'ilay tanànatohiny
Ampamolahana: a.: Halavandrefy hatreo amin'ny tendron-drantsantanana iray ka hatramin'ny filefitry ny kihon'ny tanana…tohiny
Ampanarahina: (araka), p. t.: Enti-milaza ny ombivavy ampiraisina amin'ny ombilahy mba hahazoana taranaka. tohiny
Ampanataovana: a,: Toerana misy fanataovana, izany hoe antontam-bato na zavatra ha-fa eny amoron-dalana izay natsipin'ny…tohiny
Ampandraofana: a.: Halavandrefy hatreo an-tendrondrantsantanana ka hatramin' ny afovoan'ny felatanana, izany hoe mitovy…tohiny
Ampanga: a.: Karazan-kazo madinika maniry eny an-tanety somary misy fasika; ny raviny mizarazara maro madinika.…tohiny
Ampanga: ft.: Fitoriana olona ho nanao ratsy. - t.i.f.: ampangaina, voampanga / miampanga, fiampanga, mpiampanga…tohiny
Ampangaina: (ampanga), mt. ih. (ampangao): Tondroina ho nanan ratsy, tonna: Ampangainao ho nanao izany a-ho, nefa…tohiny
Ampangandrano: a.; Zavamaniry fanao fanafody mamono ny sakoitra (Marattia fraxinea). tohiny
Ampangatsiahina: (hatsiaka), mt. at. (ampongatsiaho): A-tao tonga mangatsiaka. tohiny
Ampango: a.: Takela-bary mai-na maimay sady manitra miraikitra amin'ny vody vilany nahandroana azy. - F.-p,:…tohiny
Ampangorimbary: a.: Anaran' ahitra madinika mani-pof o-na. tohiny
Ampangoro: a.: Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary…tohiny
Ampanjahanina: (zanaka), mt. at. (ampanjahàno): Tsy avala hikotrika, sakanana tsy hikotrika (akoho). tohiny
Ampanjanahina: (zanaka), mt. at. (ampanjanàho): Ampisamborina misy zanany: Te-Io alina izao ny volan-dRangahy io ampanjanahiny…tohiny
Ampanjatoana: na Ampiravahana a.: Halavan-drefy hatreo an-tendron - drantsantanana ka hatramin'ny fisasahan'ny lanton-tsandry,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142