Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Akarenjy: (karenjy), mt. at. (a• karenjeo): Avela hikarenjy, hirao-bilonà amin'izay tiany: Nahoana no akarenjy…tohiny
Akarepoka: (karepoka), mt. at. (akarepohy): Arapaka: Nakarepoky ny kary ny akohon'Isam b ilo. tohiny
Akaretoka: (karetoka) mt. at. (aharetohy): Atao mikaretoka (ilazana ny nifhn-biby izay mandramatra ny haza azony):…tohiny
Akarina: (akatra), mt. ih. (akaro): Atao amin'ny toerana ambony na avoavo kokoa: Akaro any ambony rihana i-tg…tohiny
Akaroka: (karoka), mt. fit. (akarohy): Entina mikaroka, mitady. tohiny
Akasa: (kasa), mt. at. (akasao): Omanina: Izao avy ny zavatra akasa amin'ny fahatongavan'ny filoha. tohiny
Akasaoka: (kasaoka), mt. at. (akasaohy): Atao mikasaoka na mifampikasaoka ka misy feo heno amin'izany. tohiny
Akasia: na Mimoza a.: Hazo lehibe ampiasaina hampijanona fivoahan-dra (Acacia deal bata). tohiny
Akasika: (kasika), mt. fit. (akasiho): Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsinynonakasiny an'ilay marary…tohiny
Akasoka: (kasoka), mt. at. (akasohy): Atao mikasoka aarnin'ny.., mandilotra, mifaoka: Aza akasoka amin'ny rindrina…tohiny
Akasy: (kasy), mt fit. (akasio): Enti-milaza izay ampiasaina hijejojejoana. tohiny
Akata: a.: Lobolobona hazo madinika. 1 Ambanivohitra lavitra: Vary at? anaty akata at? izahay ha tsy mba mahita…tohiny
Akata: na Akatatra a,: Vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny. * Ohab.: Fotsimbary tsy ilaozan'akatatra,…tohiny
Akatamaimbo: a.: Zavamaniry mampandositra ny bibikely toy ny parasy, hao, sns... (Croton marorauina), tohiny
Akatasavola: na Taimborontsiloza a.: Zavamaniry fanao odY kankana (Chenopodium ambrosiuides). tohiny
Akatona: (katona), mt. at. (akatony): Arindrina: Akatony ny varavarana fa misy rivotra. tohiny
Akatra: ft.: Fanaovana amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa. - t.i.f.: Akarina, voakatra / tafakatra / manakatra,…tohiny
Akatraka: (katraka), mt. fit. (akatraho): Entina mampisy feo mafy mikotrokotroka, midoboka na mirohondrohona:…tohiny
Akatraoka: (katraoka), mt. at.: Atao mikatraoka, na mitera-ka feo toy ny an'ny tongotsoavaly na kiraro mandeha…tohiny
Akatroka: (katroka), mt. fit. (akatrohy): Entina mikatroka, mipoka amin'ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok'ilay…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0769