Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Atsatoka: (tsatoka) mt at (atsatôhy): Ajoro, alentika tsy afa-mihetsika: Atsatohy eto ny tahon-tsaina 1 H.o,:…tohiny
Atsatsaingona: (tsatsaingona) mt, at. (atsatsaingàny): Entimilaza teny na olona entina na asaina mitsatsaingona. tohiny
Atsatsiaka: (tsatsiaka) mt. at. (atsatsiàho): Atao rovitra ka heno ny fitriarany. tohiny
Atsatsika: (tsatsika) mt. at, (atsatsiho): Atono eo ambony afo, tohiny
Atsatso: (tsatso) mt, fit. (atsatsby): Entina manatsatso. tohiny
Atsefaka: (tsefaka) mt. fit. (atsefàho): Entina manatsefaka, mamaky hisalasaka. tohiny
Atsefotra: (tsefotra) mt. at. (atsefory): Enti-milaza ny zavatra ale fa na atoraka. tohiny
Atsehatseha: (tsehatseha) mt. at, (atsehatsehao): Asaina mandeha na ampandehanina moramora aoka izany. tohiny
Atsehontsehona: (tsehontsehona) mt, at, (atsehontsehony): Avala hiketsoketso, hitsaontsaom-bava. tohiny
Atselaka: (tselaka) mt, at, (atseiàho): Arehitra tampoka. tohiny
Atselatra: (tseiatra) mt. at, (atselàro): Ampirehetina. tohiny
Atselika: (tselika) mt. fit. (atseleho): Enti-manao na end-malta amim-pahamailahana, amim-pahaldngàna. tohiny
Atsena: (tsena) mt, fit. (atsenao): Aroso mba hitsena, na hananty ny famelezana mankamin'ny tena: Ny kihoko…tohiny
Atsentsina: (tsentsina) mt. fit. (atsentsèno): Entina manentsina, tohiny
Atsentsitra: (tsentsitra) mt. fit. (atsentsèfo): Entina mitsentsitra, mitrbka. tohiny
Atsetaka: (tsetaka) mt. at. (atsetaho): Enti-milaza zavatra apetaka mifanerana tsara; atsatoka: Atsetaho tsara…tohiny
Atsetra: ,Atsetsetra (tsetra) mt. fit. (atsero, atsetsero): Entina mitsetra, mampiseho fangorahana; entina mangomka:…tohiny
Atsetsaka: (tsetsaka) mt, fit. (atsetsàho): Entina mandrehitra. tohiny
Atsetsatsetsa: (tsetsatsetsa) mt, at. (atsetsatsetsào): Atao mitsetsatsetsa, mirefodrefotra sy mipitripitrika. tohiny
Atsiahy: (tsiahy) mt. at.: Ampahatsiarovina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0631