Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Antsambotra: a.: Fitsambikimbikina, fisavoamboana. - t.i.f.: Tafantsambotra 1 miantsambotra, fiantsambotra, mpiantsambotra…tohiny
Antsamotady: a.: Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka…tohiny
Antsampy: ft.: Fiantsamborana, fisavihana amin'ny... - t.i.f.: Tafantsampy, 1 miantsampy, fiantsampy, mpiantsampy…tohiny
Antsanga: a.: Tany na fako entin'ny riaka na ny rano ka miangona be. - F.-p.: Antsanga tsy aman' orana: zavatra…tohiny
Antsangaina: (antsanga) p. t.: Enti=milaza ny tany izay avela ho rakotry ny fasika, tany, antsanga. • H. o.: Resaka…tohiny
Antsangorina: (antsangory) mt. ih. (antsangorio): Atao antsangory: Mitomany hoantsangorina foana io zaza io. tohiny
Antsangory: a.: Enti-milaza fitondrana olona eo an-tsoro-I ka ka ny fen'ilay entina mikiraviravy ny iray an-kavia,…tohiny
Antsantsa: a.: Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka - indrindra ireo karazany antonontonony…tohiny
Antsany: (t.tr.) ppt. feh.: Dieny, dieny mbola. tohiny
Antsasahina: (antsasaka) mt. ih. (antsasaho): Enti-milaza ny ravim-paraky avala hilona elaela mba ho masaka tsara.…tohiny
Antsasaka: ft.: Enti-milaza zavatra simba, lo, masiso (fiteny indrindra amin'ny ravinkazo, lokon-javatra manopY…tohiny
Antsasaka: Antsasany a.: Ila na tapa-javatra nozaraina roa mitovy: Nozarainy ny mofo ka nomeny ny zandriny ny antsasany.…tohiny
Antsatoka: a.: Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no…tohiny
Antsavily: a.: Tady ahantona ka mikipilipily na mivezivezy mitondra ny tena handroso na hihemotra. - t.i.f•: miantsavily,…tohiny
Antsàvony: p. Levons na lany foana, very voaka (tsy fampiasa mandeha irery io teny io fa miaraka mandrakariva amin'ireto…tohiny
Antsefa: a.: Kilalao isehoampahakingana amin'ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana…tohiny
Antsefaka: a.: Halavan-drefy mitovy amin'ny elanelan'ny fanondro sy ny anky, izany hoe mitovy amin'ny voantondro…tohiny
Antsetra: a.: Vy miendrika lelan'angady kely izay atsatoka eo andohan'ny tehina na amin'ny vody lefona mba hanavesabesatra…tohiny
Antsiantsy: a.: Karazan'androngo madinika kely, fahita eny amin'ny ahitra na eny amin'ny tamboho efa raya. tohiny
Antsiaraha: a.: Antsy lehibe maranitra. 1 h.o.: olona fihara-bava. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.093