Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Anglikanina: (fr. anglican) a.: Antokom-pivavahana kristianina naorin'ny mpanjakan9 Englanda Henri VIII rehefa avy…tohiny
Anglisy: (angl. English) na An-file)? (fr. Anglais) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Englanda na Angletera:…tohiny
Anglisy: i p.t.: Momba an'i Angletera na an'i Angletera na avy any Angletera: Anisan'ny teny sarotra tononina…tohiny
Angoa: ppt, feh.: Sao, fandrao: Aza mihinana ireo uoankazo manta ireo angoa marary eo ianao. ¶ M.h.: sao, fandrao,…tohiny
Angoaka: a.: Karazan-tsahona madinika manana feo somary mafy manokana izay. tohiny
Angoango: a., ft.: Enti-milaza hevitra miavoavo, fitoeranjavatra feno mitafotafo, na zavatra miavovona be. ? h.…tohiny
Angoatenda: a.: Feo avo avy any an-tenda ataon'ny ankizilahy eny an-tsaha —indrindra ny mpiandry omby —rehefa mifampihaiky…tohiny
Angoby: a.: Ny mahafeno ny eran'ny tanana roa mikombona boribory ka ny ankibe sy ny fanondro anankiroa no mifampikasika.…tohiny
Angodona: (ngodona) mt. at. (angodony): Atao mingodona. tohiny
Angoho: a: Trondron-dranomasina mahay milomano aoka izany ary tsara nofo; mety hahatratra lm ny halavany ary…tohiny
Angoja: p.mt. (t. tr.): An-katerena. tohiny
Angola: Angolangola a.: Hantahanta mahatonga hanao fihetsehana somary mampiraika kely ny loha, fiangotingotiana…tohiny
Angola: a.: Karazana lalao kanety izay toy izao no filalao azy: tazonina amin'ny ankibe sy fanondro ary fanondroadala…tohiny
Angolaina: (angola), mt. ih. (angolao): Arahina ny haitraitrany: Haditra io zanakao io fa efa dia angolainao loatra.…tohiny
Angolena: (angoly), mt. ih. (angoleo): Drokidrokina: Nongolen'ny sakaizany izy no nahavitany izany. tohiny
Angoly: a.: Fandrokidrokiana mba hanambakana, tambitamby mba hametsena. - t.i.f.: angolena 1 manangoly, fanangoly,…tohiny
Angona: ft.: Milaza hevitra fivoriana,fitobiana. - t.i.f.: angonina, voangona, tafangona 1 manangona, fanangona,…tohiny
Angongo: a.: Voronandrano mitovy amin'ny gisa madinika ny habeny, fahita indrindra amin'ny faritany andrefana…tohiny
Angongo: ft.: Enti-milaza fiavovonana sy fitobiana amin' ny toerana iray. - t.i.f.: manangongo, fanangongo, mpanangongo…tohiny
Angonina: (angona), mt. ih. (angony): Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin'ny toerana iray: Angony…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0159