Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ahitrakondro: a: Karazan'ahitra. tohiny
Ahitrikitrika: (hitrikitrika), mt. at. (ahitrikitriho): Alentika, asesika amin-kery; antitranterina: Nahitrikitriky…tohiny
Ahitrombilahy: a.: Karazan'ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana er? antendrony,…tohiny
Ahitsaka: (hitsaka), mt, fit. (ahitsaho): Entina manitsaka, ampiasaina mba hanitsaka: Misy tsilo ny voditongony…tohiny
Ahitsiriry: a.: Karazan'ahitra. tohiny
Ahitsoka: (hitsoka), mt. at. (ahitsohy): Alentika tsy ho afa-mivoaka; alatsaka amin'ny toerana tsy ahafahana mivoaka:…tohiny
Ahitsy: (hitsy), mt. at. (ahitsiho): Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsiho it? lalana itg. ? Atao…tohiny
Ahivingivina: (hivingivina), mt. at. (ahivingivino): Ahifikifika, ahetsiketsika, ahodinkodma (ny loha). tohiny
Ahivoka: (hivoka), mt. fit, na mt. at. (ahiuohy): Entina mameno. 1 Afatratra, asesika: Nahivoka tao anaty fiara…tohiny
Ahizina: (hizina), mt. at. (ahizino): Alentika, ampidirina, ahitsoka: Nahiziny tao anaty fasika ny lakany. tohiny
Ahizitra: (hizitra), mt. fit. (ahiziro): (teny) Entina mandà an-ditra. tohiny
Aho: mpisolo anarana misolo olona, enti-milaza ny olona miteny ka atao teny lazaina, mitovy amin'ny izaho…tohiny
Ahoalahoala: (hoalahoala), mt. at. (ahoalahoalao): Atao izay hahamaimay azy, hampihoalahoala azy. tohiny
Ahoana: p. mt.: Teny enti-mamaly raha misy miantso: Koto a! — Ahoana, ry dada? ? Enti-manontany teny nolazain'olona:…tohiny
Ahoatra: (hoatra), tilt. cit. (ahoary): Ampandalovina ambony, an-koatra..., alefa mihoatra...: Ahoary ny tamboho…tohiny
Ahobankobana: (hobankobana), mt. at. (ahobankobano): Atao mikobana, atao misy elanelana malalaka. tohiny
Ahodidina: (hodidina), mt. at. (ahodidino): Atao manodidina, manapitra ny sisin-javatra iray ivelany rehetra: Nisy…tohiny
Ahodina: (hodina), mt, at. (ahodino): Atao mihodina, izany hoe tsy mihetsika eo antoerana nefa hita manatrika…tohiny
Ahodivitra: (hodivitra), mt. at. (ahodiviro): Asaina na atao mihodivitra, mivily: Ahodiviro ny masonao raha mijery…tohiny
Ahodrahodra: (hodrahodra), mt. at. (ahodrahodrao): A-tao tonga mihodrahodra, malemy, zara raha afa-mamindra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0619