Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Atatra: a.: Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany saingy tsy azo omena ny ankizy na ny olona malemy tsinay…tohiny
Atatra: a,: Fahamenarana, fahatsiarovan-tena (tsy fampiasa afa-tsy amin'it? fomba fiteny it?: Tsy uaky atatra:…tohiny
Atatra: a. ft.: Enti-milaza fahavokisana tsy anerany, fahatoranana, fihinjirana maty eo no ho eo. - t.i.f: Miatatra,…tohiny
Atatra: a.: Akotry tsy voavaofy tamin'ny fitotoana azy ka mbola miharo amin'ny fotsimbary. - Manala atatra,…tohiny
Atavana: (tavana) mt. at. (atavano): Ampandihizina. tohiny
Atavoka: (tavoka) mt. fit. (atauohy): Entina mitavoka, mitsapa mba hahalalana tsaratsara kokoa. tohiny
Atavona: (tavona) mt. fit. (atavony): Entina manatavona, manafotetaka, manosina (fotaka...): Asa, na inona na…tohiny
Atazona: (tazona) mt, fit. (atazony): Entinamitazona. tohiny
Atefaka: (tefaka) mt, at. (atefaho): Apaika amin-javatra. tohiny
Atefintefina: (tefintefina) mt. fit. (atefintefeno): Enti-milaza izay entina mitefintefina, mitsatsaingoka, misalovana…tohiny
Atefoka: (tefoka) mt. at. (atefohy): Apoaka. tohiny
Atefy: (tefy) mt. fit. (atefeo): Entina manefy. tohiny
Atehaka: (tehaka) mt, fit. (atehafo): Itehafana, ampiasaina mba hitehafana: Tanana anankiroa vao azo atehaka…tohiny
Atehika: (tehika) mt, at. (atehefo: Atao mitehika, mikasika kely, misafo: Ny tanany no natehiny tamin'ny faritra…tohiny
Atehina: (tehina) mt, fit. (ateheno): Ampiasaina atao tehina: It? hazo it? atehina rehefa mandeha ianao, tohiny
Atelina: (telina) mt, at, (atelemo na atelomy): Agorodana na avarina any an-tends: A-telomy haingana iny pilina…tohiny
Atemitra: (temitra) mt at. (atemero): Atao temitra; atao fefy andravahana: Taratasy henjana misy sarim-boninkazo…tohiny
Atendry: (tendry) mt. fit. (atendreo): Ilazana ny rantsantanana enti-mitendry zavamaneno. tohiny
Atentina: (tentina) mt, fit. (atenteno): Entina mandoko; ahosotra: Tanirauo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena…tohiny
Ateny: (teny) mt. at,: Lazaina, ambara: Tsy nahita hateny ny anao lahy nony niditra tampoka aho. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1529