Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Amanga: (manga), mt. fit. (amangao): Entina manamanga tohiny
Amangana: (mangana), mt. fit. (amangano): Entina manamangana, ampiasaina mba hanamangana. tohiny
Amaninomby: a.: Fivalanandranon'omby ampiasaina amin'ny fanaovana naitrara.l tohiny
Amanja: (manja), mt. fit. (amanjao): Enti-manamanja. tohiny
Amany: na Fivalanandrano a.: Rano maloto avy amin'ny tenan'ny olombelona, izay miforona ao amin'ny voa ary…tohiny
Amara: (Ski) a.: Mahazaka atao amin'ny hozatry ny voanio. tohiny
Amato: (Ski) a.: Andry ampovoany amin'ny rindrina. tohiny
Ambadika: ppk.: Enti-milaza ny toerana ao ivohon'ny zavatra iray: Miery ao ambadiky ny hazo ao izy, ~ F.-p.: Tany…tohiny
Ambadika: a.: Karazana diamanga na daka, mitovitovy amin'ny kapatokana (jar.): mihodina tampoka ilaY namely, amin'ilay…tohiny
Ambainday: (ambay, lm') a.: Ny halavan'ny sakan'ny lamba anaovana ny lay, na ny halavan'ny lafn-tsambo, izay iankinan'ny…tohiny
Ambaka: na Ambakavaka ft.: (It? faharoo it? no fampiasa kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny…tohiny
Ambaka: (Tsm) a.: Fomban-tolona omby atao toy izao: ny tanana havanana mitazona ny trafony ary ny havia kosa…tohiny
Ambàka: ft.: Fifetsena, lainga hamitahana ny tsy mahalala, tetika hangalarana mba hahazoana tombony, na amin'ny…tohiny
Ambaka: noho p.mt.: Latsadanja, ambany, tsy mahaleo, tsy tsara, tsy mahay: Ianao ue dia ho ambaka noho ny zandrinao?…tohiny
Ambakaina: (ambaka), mt. ih. (ambakao): Fitahina amin' ny varotra, na eo amin'ny lanjany, na eo amin'ny fatrany,…tohiny
Ambakambakany: (t.tr.) a.: Vakivakim-bola. tohiny
Ambakiloha: a.: Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany:…tohiny
Ambakoany: a.: Vor6nan-kofehy na fehezan-drindra nokarakaraina hotenomina ho lamba na horarina ho tsihy. tohiny
Ambalambala: a.: Teny tsy mazava loatra, na teny tsy azo mazava ny dikany: Teny ambaiambala no nataon'ny anao lahy…tohiny
Ambalambalaina: (ambalam6ula) mt. ih. (ambalambalao): Enti-milaza zavatra tsY lazaina mazava fa fonomponosina: Nambalambalainy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0131