Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Atrandraka: (trandraka) mt. fit. (atrandràho): Entina mitrandraka, mihady tany. tohiny
Atranga: (tranga) mt at. (atrangao): Aseho lany. tohiny
Atranina: (atrana) mt, ih. (atrano): Atao miatrana, atao voaomana tsara: Atrano tsara ny basy. tohiny
Atraoka: (traoka) mt, fit. (atroohy): Entina manakenda na manenda. tohiny
Atratreva: (tratreva) mt. at. (atratreuao): Atrifantrifana ats? sy ar?. tohiny
Atrebika: (trebika) mt. fit. (atrebeho): Entina manatrebika, manindrona. tohiny
Atrebona: (trebona) mt, at. (atrebôny): Enti-milaza zavatra marani-doha atsatoka: A-trebona anatin'ny tany ny…tohiny
Atrefotra: (trefotra) mt, at. (atrefory): Atsefotra. tohiny
Atrehina: (atrika) mt. ih. (atreho): Jerena eo anoloana: Natrehin'ny Iehiben'ny fampianarana ny f'izaran-doka…tohiny
Atresaka: (tresaka) mt, fit. (atresaho): Entina manatresaka, mamaky misalasaka. tohiny
Atriatry: p, t.: Tanora vantobantony lehibe tsy kely, salasala. Amin'ny hevitra an' ohatra, dia azo raisin hoe…tohiny
Atrifana: (trifana) mt. at. (atrifano): Atao mirifatra. tohiny
Atrika: ft.: Enti-milaza fipetrahana eo anoloana. i Atrehina / manatrika, fanatrika, mpanatrika / anatrehana,…tohiny
Atringitringy: (tringitringy) mt. at. (atringitringio): Atao milingilingy. tohiny
Atritratritra: (tritratritra) rat. at. (atritratritrào): Atao tonga mipelipelika. tohiny
Atroatra: (troatra) mt. at. (atroàry): Asaina na avala mitroatra, mitsangana tampoka amin'izay misy azy. tohiny
Atrobaka: (trobaka) mt, fit. (atrobàho): Entinamanatrobaka, manatsatoka lalina amin' ny zava-maranitra. tohiny
Atroka: (troka) mt. fit. (atrohy): Entina mitroka, misintona amin'ny molotra. tohiny
Atrongy: (trongy) rat. fit. (a trongiso): Entina mitrongy, mihady na mitrandraka ny tany amin'ny vava. tohiny
Atrosina: (trosina) mt, fit. (atrosino): Entina manatrosina, mamotraka ka ny loha no mikasika aloha amin'ny tany.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0867