Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Aherahera: (herahera), mt. at. (aheraherao): Atao mitarozaka ela vao aloa (trosa): Aza aherahera ny volako fa misy…tohiny
Aherika: (herika), mt, at. (ahereho): Avily, ahodivitra (ny maso): Ahereho ny masonao tsy hijery zavatra mety…tohiny
Aherina: (herina), mt. cit. (ahereno): Averina amin'ny toerana nialany. tohiny
Aherohero: (herohero), mt. at. (aheroheroy): Ahetsiketsika, akorontana, tohiny
Aherongerona: (herongerona), mt. at. (aherongerony): Ampitahorina, rahonana. tohiny
Ahetsika: (hetsika), mt. at. (ahetseho): Asaina mihetsika: Ahetseho hoe ny tananao. tohiny
Ahety: (hety), mt. fit. (ahetezo): Entina manety, manapaka. tohiny
Ahevaheva: (hevaheva), mt. at. (ahevahevao): Atao tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin'ny habakabaka. tohiny
Ahevihevy: (heaihevy), mt. at. (aheuiheuezo): Akivilivily. tohiny
Ahevingevina: (heuingeuina), mt. at. (aheuingeueno): Akivilivily, avezimbezina. tohiny
Ahevitra: (heuitra), mt. fit. (aheuero): Entina mihevitra, mandinika: Ny saina no ahevitra, fa tsy ny fo. tohiny
Ahevo: (heuo), mt. fit. (aheooy): Entina mihevo, manapoipoitra ny tany eny anaty voly tsy ho rendrika: It?…tohiny
Aheza: (heza), mt. fit. (ahezao) Entina maneza na manamboatra ny landy mba handaitra tsara ny loko atao aminy:…tohiny
Ahezaheza: (hezaheza), mt. at. (ahezahezao): Ajoro, atsangana mijoro tsara: Nahezahezany teo anoloan'ny vahoaka…tohiny
Ahiahy: (ahy), a.: Tsy fandrian'ny eritreritra: Mazàna tsy mahita tory ny olona be ahiahy. 1 Fitorotorohana…tohiny
Ahiapana: a.: Zavamaniry sady mahabe hatsembohana no manadio rano ny raviny (Eupatorium triplinerve). tohiny
Ahibahoaka: a.: Anarana entimilaza ny ravin'ny tsevoka na tenina izay anafoana trano. tohiny
Ahibano: a.: Ahitra fotsy mamiratra fanaovana satroka be sofina an-dehilahy. tohiny
Ahibibilava: a.: Karazan'ahitra. Ahibita a.: Karazan'ahitra. --le Ahibitsika a: Karazan'ahitra. Ahiboanjoa: Karazan'ahitra.…tohiny
Ahiboka: (hiboka), mt. at. (ahibohy): Hidiana amin'ny toerana anankiray ka tsy avala hivoaka: Ahibohy ao am-pahitra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0317