Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Asesy: (sesy) mt. at. (aseseo): Atao mifandimby tsy misy fiatoana: Aseseo amin'izay nyhira, rankizy. • Amidytsirairay:…tohiny
Asetaseta: (setaseta) mt. at. (a setasetao): Asaina na avala mietraketraka sy mianjonanjona. tohiny
Asetra: (setra) mt. fit. (asetrao): Entina manohitra, manohana: Inona no hasetrantsika ny fanafihan'ny fahavalo?…tohiny
Asetroka: (setroka) mt. fit. (asetrohy): Entina manetroka, tohiny
Asetry: (setry) mt. at. (asetreo): Avaly: Inona no asetrinao izany? tohiny
Asiaka: (siaka) mt. fit. (asiaho): Ilazana ny vava entina na ampiasaina hisiaka. tohiny
Asiana: (isy) mt. ih. (asio na asivo): Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: A-sio sira ny laoka.…tohiny
Asidina: (sidina) mt, at. (asidino): Atsipy, atoraka ambony. tohiny
Asidina: (Atm.) a.: Harona fanihifana hazandrano. tohiny
Asidiondiona: (sidiondiona) mt, at, (asidiondiôna): Asaina na avala hivezivezy ats? sy ar? mba hibolidy amin'ny raharaha.…tohiny
Asidra: a.: Ranomahery faninginana. tohiny
Asidy: (Tsm) a.: Zanak'anabavy. tohiny
Asikina: (sikina) mt, at. (asikino): Atao sikina: Mitsangàna asikino ny lamba tohiny
Asilaka: (silaka) mt. fit. (asiloho): Entina manilaka, mana-la ilany kelY. tohiny
Asilatra: (silatra) mt. fit. (asilaro): Entina manasilatra, manaisotra silany kely. tohiny
Asimaka: (simaka) mt. fit. (asimaho): Entina manimaka. tohiny
Asimba: (simba) mt. fit. (as im b ao) : Entina manimba. tohiny
Asinda: (sinda) mt. at. (asindao): Ahataka, alana: Asindao ny alahelo. tohiny
Asingana: (singana) mt. at. (asingano): Izay anampy mba haha-isa tsy ankasa ny isa iray. tohiny
Asingotra: (singotra) mt. fit. (asingory): Enti-milaza ny tadivavarana hisamborana omby: It? no tady mafy asingotra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0636