Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Atantavana: (tantauana) mt. fit, (atantavano): Entina manatantavana na manatsika, manadio rano amin'ny alalan'ny…tohiny
Atanteraka: (tanteraka) mt, fit. (atanteraho): Entina manatanteraka, mandoaka hatrany ambadika. tohiny
Atanty: (tanty) mt. fit. (atantazo): Entina mananty, mandray avy eo ambany. tohiny
Atao: (tao) mt. at (ataouy): Karakaraina sy vitaina: Ataouy ny raharahanao fa aza be resaka eo. • Anamboarana:…tohiny
Ataoma: (fr. atome) a.: Ny ilany kitika kely indrindra amin'ny fiforonan'ny tenanjavatra izay mizara roa: ny…tohiny
Ataomika: (fr, atomique) p. t.: Izay momba ny ataoma. tohiny
atapina: entina manapina, oh. atapina lavakatohiny
Atapitapy: (tapitapy) mt, at. (atapitapio): Atao na alefa miatoato. tohiny
Atapoaka: (tapoaka) mt. fit. (atapoahy): Entina manapoaka. tohiny
Atapy: (tapy) mt, at. (atapio): Atanina amin'ny hainandro: Atapio ireto lamba ireto ho maina tsara. tohiny
Ataratra: (taratra) mt. fit. (atarafo): Entina mitaratra, izany hoe mijery zavatra ao ambadika lamba iray na mitily…tohiny
Atarazo: (tarazo) mt, at, (atarazoy): Ahantona, akirazorazo, ohatra ny lamba, amin' ny tady. tohiny
Atarika: (tarika) mt. fit, (atariho): Entina mitarika: Omby firy no atarikao it? sarety ir?? tohiny
Atataka: (tataka) mt. at.: Antsodina. tohiny
Atataka: (tataka) mt. fit (atataho): Entina manataka. tohiny
Atatao: (tatao) mt, at. (atataovy): Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila…tohiny
Atataro: (tataro) mt, fit. (atataroy): Entina manafo na manatataro: Labasy no natataro ilay tranoheva nametrahana…tohiny
Atatatata: (tatatata) mt. at. (atatatatao): Atao mitatatata, maneno mafy toa manao hoe "tatatata, tatatata". tohiny
Atatatra: (tatatra) mt, fit. (atataro): Entina manatatra, manao tatatra. tohiny
Atatavoka: (tatavoka) mt, at. (atatavohy): Apotraka, azera. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0665