Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Angambaina: (angamba), mt, ih. (angambao): Tsy lazaina hentitra hoe marina fa atao hoe angamba: Noangambainy ihany…tohiny
Angamenavava: a.: Bibikely toa misy afo mazava amin'ny alina. Roa karazana izy ireny: ny iray irony hita eny am-pefiloha…tohiny
Angamenavava: a.: Anaran-kafa ilazana ny rameva. tohiny
Angamerana: na Merana a: A-naran-kazon'ala vaventy, fanaovana sary sokitra, tongo-parafara (Veroni-merana). tohiny
Angana: a.: Ny sisa tavela na mijoro. - t.i.f.: miangana, manangana. tohiny
Angana: p. t.: -'Volon-doko manga antitra. tohiny
Anganga: a.: Fitsingatotra, izany hoe fitsirarana ila. • Fiavonana. t.i.f.: angangaina, voanganga, tafanganga…tohiny
Angangaina: (anganga) mt. ih. (angangao): Enti-milaza zavatra aingaina ny ilany; atsinganga, atsidradraka. tohiny
Anganja: p, mt.: Angamba. tohiny
Angano: a.: Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany…tohiny
Anganoina: (angano) mt, ih. (anganoy): Itarina sY hatsaraina izaitsizy. tohiny
Anganongano: a: Zavatra mahafinaritra foronin'ny haitraitra sy aingitraingitra. tohiny
Angao: ppt. feh.: Mitovy amin' ny andrao, fandrao, sao, angoa. tohiny
Angaraboraraka: a.: Tsirambina, tandrevaka, kitoatoa (fer. Gaboraraka), tohiny
Angaralahy: a.: Andevo mpanaraka ny mpaniaka. tohiny
Angaranady: (fr. grenade) a.: Karazam-baomba kely fanipy amin'ny tanana. tohiny
Angaratra: a.: Ravin-drofia. tohiny
Angaredona: a.: Ady am-parimbona ka maromaro no mamely olona anankiray. tohiny
Angaredona: a,: Vary andrahoina be rano. tohiny
Angareso: (t, tr.) a.: Aingitraingitra na haingonkaingon-javatra tsy tena ilaina amin'ny zavatra iray fa entina…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0826