Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
An-kobohobo: p.mt.: Miafina, an-tsokotsoko: Varotra ankobohobo: varo-maizina. tohiny
An-kodahoda: p, mt.: (fihasimban'ny hoe "an-kodiadiatra" jar. Hodiatra) Enti-milaza toerana very any an-kebakeba-tany…tohiny
An-kodivirana: na An-kodimirana p.mt: Eo am-piolahana, eo amin'ny fiviliana, amin'ny ilany miolaka amin' ny havoana,…tohiny
An-kotsio-drivotra: p. mt.: A-min'ny toerana talaky rivotra. tohiny
An-tendry: p, mt.: Ivelany fotsny. tohiny
An-tsafelika: p.mt.: Tsy mivantaha, miolaka. tohiny
An-tsakany sy andavany: p. mt.: Enti-milaza fahalavorarian-javatra na fanaovan-javatra tanteraka, izany hoe vita tsara amin'ny…tohiny
An-tsapatsapaka: p, mt.: A-mim-pomba kitoatoa, mosalahy. tohiny
An-tsitrapo: p.mt.: Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono…tohiny
An-tsoroka: p.mt.: Eo ambony soroka. é t.f.f.: antsorohina ) miantsoroka, fiantsoroka, mpiantsoroka ( iantsorohana,…tohiny
An-tsuIa-bato: p.mt.: Eny ambony vatolampy avoavo misolampilampy. tohiny
Ana: p.t.: Tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na nihazakazaka mafy: Ana aho uao…tohiny
Ana: ppk.: Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy…tohiny
Anabavy: a.: Vehivavy iray tam-po amin'ny lehilahy iray: Namangy anay Ralay sy ny anabaviny. / Rasoa no anamn'ny…tohiny
Anadahy: a.: Lehilahy iray tam-po amin'ny vehivavy iray: Rakoto no anaran'ny anadahin-dRasoa. tohiny
Anaikanaika: (naikanaika), mt. at. (anaikanaikao): Ampahitana loza, asehoseho an-kasahian-doatra: Aza anaikanaika…tohiny
Anaka: a.: Teny mitovy tsy misy hafa amin'ny hoe zanaka, saingy tsy fampiasa afa-tsy amin'ireto fombam-pehezanteny…tohiny
Anakaina: na Anakavina (aka), mt. ih. (anakao, anakavo): Odiana tsy fantatra, odiana anaovana izao sy izao. tohiny
Anakamonto: a.: Zaza tsy fanta-dray, zazasary. tohiny
Anakampo: p.mt.: Any anaty any ihany fa tsy miseho et? ivelany: Hoy aho anakampo. ¶ M.h.: anakantsaina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717