Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Abovolo: (Ski), a.: Vay eo ampelandohalika. tohiny
Aby: p, mt.: Teny fahita indrindra amin'ny fitenimparitra, mitovy hevitra amin'ny hoe daholo, avokoa: Tonga…tohiny
Adabo: Karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan'ny…tohiny
Adabobe na Adabovavy: a,: Karazan'adabo lehibe voa ary manopy vonivony; tsy dia tsara tsiro loatra hany ka atao fanome ny…tohiny
Adaboboka: (daboboka), mt. vt. (adabobohy): Azera ka miantonta mafy, avarina: Nadabobok' Andriamanitra tany amin'ny…tohiny
Adaboka: (daboka), mt. at. (adabohy): Azera, apotraka amin'ny tany: Nadaboky ny riuo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay.…tohiny
Adabolahy: a.: Karazan'adabo kelikely voa fa mani-pofona, nefa mankaleo raha ihinanana be loatra, sady mampivalan-dra…tohiny
Adabovavy: a: Karazan'adabo lehibe voa ary manopy vonivony; tsy dia tsara tsiro loatra hany ka ataon'ny olona fanome…tohiny
Adaka: (daka), mt. fit. (adakao) Asaina mandaka, ampiasaina handaka: Raha marary ny tongotrao havanana, ny…tohiny
Adala: a.: Enti-milaza olona very saina, simba na marary saina ka tsy mahay mihevitra ary tsy mahay misafidy;…tohiny
Adalaboboka: (dalaboboka), mt. at. (adalabobohy): Atao midalaboboka, azera na apetraka miantatafoka. tohiny
Adaladala: (adala) p. t.; t.u.r. Enti-milaza olona kely sain, tsy misy loba, fatra-panaonao foana sady miseho ho…tohiny
Adalaina: (adala), mt. ih. (adalao): Taomina amin'ny fanangolingolena ka ohatra ny a-tao izay hahavery ny loha:…tohiny
Adalo: a. Anaran'ny volana faharafka ambin'ny folo amin' ny filaharan'ny volana malagasy merina, manarakaraka…tohiny
Adana: ft.: Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra. ¶M,h.: Anoka, danoka, daresaka,…tohiny
Adânadâna: (danadana), mt. at. (adanadanao): Atao midanadana, mivoha mibanabana: Adanadanao ny uarauarana. tohiny
Adangadanga: (dangadanga), mt. at. (adangadangao): Aderadera, aseho ambony ho hi-ta tsara; arangaranga. tohiny
Adangana: (dangana), mt. at. —(adangano): Asondrotra avo be: Nadangan'ny mpivarotra ny uidin-jauatra ka mahantra…tohiny
Adanina: (adana), mt. ih. (adano): Ampandehanina moramora: Adano ny fandehan' ny fiarakodia fa mandomando izany…tohiny
Adaoro: a.: Anaran'ny volana faharoa amin'ny filaharan'ny volana malagasy marina, manarakaraka ny Alahamady…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0228