Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Aka: ft.: Fangalana. t.i.f : alaina 1 maka, faka, mpaka 1 akana, fakana 1 mampaka 1 mifampaka 1 am-Pakana.…tohiny
Aka: ft.: Fodiana (adala na marary...), safary. - t.i.f.: akaina, akavina 1 manakà, fanakà / anakana, fanakana…tohiny
Aka: a.: Teny fampiasan'ny zazalahy na ny tovolahy hilazana olona tsy tononina anarana: Ray aka: ilay iny.…tohiny
Akabary: (kabary), mt. at. (akabario): Enti-milaza ny antony itenenana, ibedibedena. tohiny
Akabo: a.: Teny fampiasa amin'ny sikidy. tohiny
Akademia: (h, académie) a,: Fikambanan'olona manampahaizana, mpanoratra, mpanao fikarohana momba ny antokom-pahalalana…tohiny
Akady: (kady), mt. at. (akadio) Atsangana hatao kady: It? hazo it? akady eo amin'ny tanintsika. tohiny
Akafankafana: (kafankafana), mt. at. (akafankafano): Asaina mikafankafana, mikamentsona, mikafara. tohiny
Akahankahana: (kahana), mt. fit, (akohankahano): Entina miantso. tohiny
Akaikitra: (kaikitra), mt. fit. (akaikero): Entina manaikitra: Ny uanginy no nakaikiny ny tongotro. tohiny
Akaiky: p.t.: Tsy lavitra: Aza matahotra ianao fa akaiky ihany nr tranonay. ? Antomotra na akaiky ara-potoana:…tohiny
Akaina: Akavina (akà), mt. ih. (akao na akay): Odiana tsy fantatra, lalaovina, hanihanina. tohiny
Akainkona: (kainkona), mt. at. (akainkony): Atao mikainkona, miforitra: Nakainkon' ilay marary ny tanany ka taitra…tohiny
Akaito: t.p.: aoka fa! tohiny
Akaka: (kaka), mt. at. (akakao) Atao kaka, asisika mba hanohana: It? sila-hazo it? akaka eo. tohiny
Akaka: a.: Fiakanakanana, fivakavakana, fihambahambana. t.i.f.: Miakakà, fiakakà, mpiakakà 1 iakakana, fiakakana.…tohiny
Akakakaka: (kakakaka), mt. at. (akakokakao): Asaina mikakakaka na mihomehy manao feo mafy toa rano vaky. tohiny
Akalana: a.: Karazam-panaky ny Ntaolo, iva, fohy tongotra, natao fitoerana raha kely ary fikapana hena raha lehibebe;…tohiny
Akalanina: (akalana) kit. ih. (akalano): Asiana akalana. tohiny
Akalo: a.: Fanoto. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0124