Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ailika: (ilika), mt. at. (ailiho): Atosika ho eny an-tsisintsisin-toerana: Axa ailika fotsiny any ambany farafara…tohiny
Aina: a.: Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony. / Ny rivotra fohina sy avoaka mariky…tohiny
Ainaina: t.u.r. (aina) a.: Fakana fofon'aina tapatapaka na malemY. tohiny
Ainga: a.: Tombon'isa omena mialoha, izany hoe ambony ampanga ankoatra ny loka: Homeko ainga impito mandingana…tohiny
Ainga: a.: Fibatana, fialana. - t.i.f : aingaina na ingaina, voainga, tafainga / manainga, fanainga, mpanainga…tohiny
Aingaina: (ainga), mt. ih. (aingao na ingao): Entanina: Ire-r' uoalohany aingain'ny fony kokoa, iretsy faharoa…tohiny
Aingiaingy: na Haingihaingy a.: Henatra, hasarotan-kenatra. 1 p. t.: Menatra: Aingiaingy niala nisiontsiona ter'…tohiny
Ainginaingina: ft.: Fipetrahana amin'ny toerana avoavo. i t.i.f.: aainginaingina, tafainginaingina 1 manainginaingina,…tohiny
Aingitra: a: Fihetsika ta hampiavaka ny tena amin'ny hafa,fahasarotsarotana. - t.i.f.: aingitraingitra / miaingitra,…tohiny
Aingitraingitra: a.: Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin'ny ebo; haitraitra: Mijaly…tohiny
Airitra: (iritra), mt. at. (airito): Asitrika ao anaty rano, alevina amin'ny fasana vonjY mai-ka. tohiny
Aisina: (isina), mt. at. (aisino): Esorina, alana (lelo): Aisino ny lelon'Ikoto fa aza mifodelo lava izao. 1.…tohiny
Aisy: t.p.: Teny enti-maneho tsy fankasitrahan-lavatra iray, na fandavana mihitsy: Aisy! mandehana ianao mandeha…tohiny
Aisy: (isy), mt. at. (aisio): Atao amin'ny...: Vongan-tsira lehibe angaha no naisinao ny laoka no mangeroka…tohiny
Aita: (ita), mt. at. (aitao): Entina er? an-dafin-drano, ampitaina: Naitan-dRabe ny om b iko. tohiny
Aitatra: (itatra), mt. at. (aitaro) Atao izay hahalehibe azy, halehibeazina: Naitatra ny tokotanin'ny sekoly…tohiny
Aiva: Hua), mt. at. (aivao): A-tao mietry, ampidinina.. tohiny
Aivakivaka: (ivakivaka), mt. at. (aivakivaho): Alavo, apotraka, ahataka. tohiny
Aivo: Teny iantsoana ny zanaka rehetra — na firy na firy isany — eo anelanelan'ny zokiny indrindra sy ny zandriny…tohiny
Aivoka: a: Ny dingana voalohany amin'ny fitotoam-bary, na ny fitotoana indray mandeha voalohany ny vary, alohan'ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1007