Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Arofanina: a: Fefy atao tsy dia avo loatra fa nokendrena ho azo iankinana, manaraka ny sisin'ny tohatra na ny lavarangana,…tohiny
Arohy: (rohy) mt. fit. (arohizo): Afatotra, amatorana: Inty ny tady harohy ny on-dry. ? Afehy, amehezana: 0-meo…tohiny
Arokatra: p.mt.: Mitovy hevitra amin'ny aroa fa manondro mafimafy kokoa ary fitenin'ny ankizy: Misy lavajohy arokatra.…tohiny
Aroky: (roky) mt. fit. (arokio): Entina mamitaka, mametsy, manambaka. tohiny
Aroloha: (Tsm) a.: Fombantolona omby iray toy izao: miforitra eo an-tsefaky ny tandroka ny tena ka ny tanana…tohiny
Aromborombo: (romborombo) mt. at. (aromboromboy): A-vela hiromborombo. I (volombava) Avala haniry misaritadritaka:…tohiny
Aromoromo: (romoromo) mt. at. (aromoromoy): Avala hisy romoromo (zavatra mikiramborambo, kilema, tsininy): Aza…tohiny
ArĂ´na: (rona) mt. at. (arony): Ahilana, atongilana, araika: Aza ardna mankany an-kauia ny lohanao. tohiny
Arondrarondra: (rondrarondra) mt. at. (arondrarondrao): A-vela hikirazorazo. tohiny
Arongaronga: (rongaronga) mt, at.: Avala hitombo haingana, atao tonga maroroka. tohiny
Arongatra: (rongatra) mt. at. (arongaty, na arongato): A-voaka betsaka indray miaraka. tohiny
Arongo: (rongo) mt. fit. (arongoy): Ilazana izay entina mandravaka ny sisiny (lamba, akanjo...). tohiny
Aronjina: (ronjina) mt. at. (aronjeno): Atosika maherihery ka mianjera: Naronjiny aho ka saika potroka tany an-kady…tohiny
Aropiropy: (ropiropy) mt. at (aropiropio): Avala ho fadiranovana. tohiny
Arora: (rora) mt, at. (aroray): Avoaka miaraka amin'ny rora: Aroray haingana ilay vatomamy any am-bavanao fny.…tohiny
Aroraka: (roraka) mt. at. (arorohy): Atao miketraka, migedragedra, mitambotsotra. tohiny
Arorika: (rorika) mt. at. (aroriho): Atao miketraka, miborerarera. tohiny
Aroritra: (roritro) mt. fit. (arorito): Entina mandroritra. tohiny
Arorona: (rorona) mt, at. (arorony): Avala hanambady olona ambany firazanana no-ho izy. tohiny
Aroso: (roso) mt. at. (arosoy): Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin'izao ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0461