Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Avikavika: (vikavika) mt. fit. (auikavikào): Entina mamikavika. tohiny
Avikina: (vikina) mt. at. (avikino): Asaina mihoatra. tohiny
Avilaka: (vilaka) mt. at. (avilàho): Aforitra. tohiny
Avilana: (vilana) mt. at. (auilano): Atao vilana, tsy atao mahitsy tsara fa misompirana: Aza auilana tahaka izao…tohiny
Avilavila: (vilavila) rat. at. (auilauilào): Aolikolika, aolanolana: Avilavilany er? ny vavany rehefa miteny izy.…tohiny
Avilina: (vilina) mt. at. (avili-no): Aforitra amin'ny tenany ihany dia zairina. tohiny
Avily: (vily) mt. at. (aviüo): A-todika: Auilio miankavanana ny lohan'ny lakana sao dia midona amin'ny uato.…tohiny
Avimbina: (uimbina) mt. fit. (auimbino): Entina mivimbina, mitondra amin'ny tanana. 1 Entina mitahy. tohiny
Avina: ft.: Enti-milaza filana hevitra, fizahana vaovao. i t.i.f.: Avenina, voavina f manavina, fanavina, mpanavina…tohiny
Avinany: (vinany) mt. fit. (auinanio): Entinamaminany. tohiny
Avinavina: (vinavina) rat. fit. (avinauinào): Entina maminavina, manombana. tohiny
Avingivingy: (vingiuingy) mt. Avo fit. (avingiuingio): Entina mamingivingy; entina maniratsira. tohiny
Aviniviny: (viniuiny) mt, at. (auiniuinio): Atao malonilbny, kitokitoina (endrika). tohiny
Avioka: (vioka) mt. at.: Asaina mitsoriaka, miriotra. tohiny
Aviona: (viona) mt. at. (aviàny): Abirioka, ahodivitra. 1 Avembena, arondrôna, tohiny
Aviotra: na Fandrikibodisy a.: Zavamaniry ilay antsoina hoe "verveine citronnelle" entina manadio rano no sady…tohiny
Aviravira: (viravira) mt. fit. (avirauirào): Entina mamiravira, mandrairay, mamozafoza. tohiny
Avirioka: (virioka) mt. at.: Afaraingo, abilabila. tohiny
Avirotra: (virotra) mt. at.: Aolana, avilavila, avàona. tohiny
Avitrana: (vitrana) mt. at. (avitràno): Zairina mba hitambatra: Avitràno kely ireo lamba roa ireo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0718