Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Arisika: (risika) mt. at (arisiho): Atao tonga marisika, mazoto; atao izay hananana zotom-po: Arisiho amin'ny…tohiny
Aritera: (fr. artère) a: Lalandra mitondra ny ra avy ao amin' ny fo mba hiely eran'ny te-na; mena ny ra ao anatiny.…tohiny
Aritra: mt, ih. ft.: Zaka, lefitra, toha: Tsy aritro intsony ny ataon'ny mpampiasa ahy ka hiala aho. - t.i.f.:…tohiny
Arivo: p.i.: Zato impolo (1000) Hi.: Be dia be tsy hita isa: Maso ariuo no indray nifantoka teny amiko ka saika…tohiny
Arivoara: (t. tr.) a : Olona mpanarivo, mpanefohefo. tohiny
Arivolahy: a.: Karazana voatavomonta kely misy tenda ary lohany kely indray eo ambonin'io, fanaon'ny Ntaolo fitoera-menaka…tohiny
Armonia: (fr. harmonium) a: Zavamaneno misY fitendrena tsindriana amin'ny rantsantanana izay mamoaka feo sa-tria…tohiny
Aro: a: Izay rehetra entina mitandrina tsy ho voa, tsy ho simba: Aron'akanjo. / Tandroka aron'ny uozona /…tohiny
Aroa: p.mt,: Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa…tohiny
Aroaka: (roaka) mt. fit. (aroahy): Entina mandroaka, manosika andiam-biby avy eo aoriana. tohiny
Aroandroana: (roandroana) mt. at.: Atao tonga miadana, sambatra. tohiny
Aroatra: (roatra) mt. at. (aroaty): Avala hisy roatra; avala handroatra. tohiny
Arobiroby: (robiroby) mt at. (arobirobio): Atao tonga falifaly, atao izay hahafalifaly. tohiny
Arobo: (robo) mt. at. (aroboy): Aroboka, fitahina amin'ny teny mamy. tohiny
Aroboka: (roboka) mt. at, (arobohy): Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty ratio mangotraka…tohiny
Aroborobo: (roborobo) mt. at (aroboroboy): Atao miroborob o, mire dareda tsars. tohiny
Arodaka: (rodaka) mt, at. (arodahy): Asaina, avala lanina. tohiny
Arodana: (rodana) mt. at (arodano, arodany): Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan'ny tompony ilay…tohiny
Arodaroda: (rodaroda) mt. at. (arodarodao): Avala handanilany foana. tohiny
Arodona: (rodona) mt, at (arodony): Asaina mandeha miaraka daholo (omby aman'ondry). / Aingaina miaraka (hira).…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0709