Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Atody: (tody) mt. at. (atodio): Atao tonga an-tseranana: A-todio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo! tohiny
Atoetra: (toetra) mt. at. (atoero): Apetraka. tohiny
Atofantsika: (tofantsika) mt. at. (atofantsiho): Atao mibaraingo manao andohalambo, ahantsika, alantsika. ~ Asaina…tohiny
Atofatofa: (tofatofa) mt. at. (atofatofao): Ahetsiketsika, ahofahofa (enti-milaza ny ta-ho tsofin'ny rivotra na…tohiny
Atofefika: (tofefika) mt. at. (atofefeho): Ahilana, araika, arona. tohiny
Atofezaka: (tofezaka) mt. at. (atofezaho): Avala tsy omenkanina. tohiny
Atofintofina: (tofintofina) mt. At0 at.: Atopatopa. tohiny
Atofotra: (tofotra) mt. at. (atofory): Apbka, addna. tohiny
Atohana: (tohana) mt. fit. (atohano): Atao tohana: Ity uato ity atohana ny varavarana. tohiny
Atohina: (tohina) mt. at. (atohino): Akasika. tohiny
Atohitra: (tohitra) mt. fit. (atohero): Entina manohitra: Moa manana basy aman-tafondro hatohitra ny fahaualo…tohiny
Atohoka: (tohoka) mt. at. (atohofy): Atao fefy.l Atao mipetaka, manakaiky tsara ka manjary mitehika mihitsy:…tohiny
Atohy: (tohy) mt. at. (atohizo): Atao tohy: It? hazo ity atohy eo fa mafy ity. tohiny
Atoina: (ato) mt. ih. (atoy) na Aato der. io teny io),: Atao miato, tapahina, nefa ny A-ato no fampiasa kokoa.…tohiny
Atoka: Atokatoka ft.: Enti-milaza fanondrehana ny loha ho marika fa ekena izay lazain'ny miresaka amin'ny te-na…tohiny
Atokaka: (tokaka) mt. at. (atokakao): Atao mitolagaga. tohiny
Atokana: (tokana) mt. at. (atokàny): Atao amin'ny toerana iray mba tsy hifangaroany amin'ny hafa: Atokana ny…tohiny
Atokelaka: (tokelaka) mt. at. (atokelaho): Asaina mihomehy. tohiny
Atokiky: (tokiky) mt. at. (atokikio): Asaina mitorovoka, mitakoko. tohiny
Atoko: (toko) mt. at. (atokoy): Enti-milaza zavatra tsy alefa mitambatra be amin'izao, fa tsinjarazaraina ho…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0183