Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Antsovina: (antso) jar.: Antsoina. tohiny
Antsy: a.: Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena. tohiny
Any: ft.: Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana. i Li. f.: anina, voany / manany, fanany, mpanany l…tohiny
Any: p.mt.: Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana: Fe-potoana efa lasa amin'ny andro itenenana ka…tohiny
Any: p.mt.: Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa.…tohiny
An§amerana: a.: Anaram-biby any anaty rano, mafy hoditra. tohiny
Ao: p,mt.: Enti-milaza toerana akaikin'ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy uoronkely ao an'efitra ao.…tohiny
Aobonobona: (obonobona) mt. at. (aobonobony): Abontsina. tohiny
Aodina: (odina) tilt. at. (aodino): Asaina mikomy: Naodin'ireo naongana tamin'ny toeram-boninahiny ny mponina…tohiny
Aofana: (ofana) mt. at. (aofano): Atsoboka ao anaty rano na diloilo mangatsiaka rehefa avy nodorana mba ho tonga…tohiny
Aogositra: (angl. august) a.: A-naran'ny volana fahavalo amin'ny taona, misy andro 31 tohiny
Aohatra: (ohatra) mt. fit. (aohary): Akana refy, andrefesana: Ity kofehy ity aohatra ny lohanao. tohiny
Aoitra: (oitra) mt. fit. (aoiro): Entina manainga: 10 bara vy io aoitra ilay uato. tohiny
Aoka: t.p.: Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra: Aoka izay ny tabataba! p.mt.: miaraka amin'ny…tohiny
Aokalahy: a.: Zavamaniry fanao ody aretin'ny fantson'ny filahiana ny hodiny (Neotina isoneura). tohiny
Aolaka: (olaka) mt.at (aolahy na aolaho): Avily, asafelika; atao mibiloka. tohiny
Aolana: (olana) mt. at. (aolano): Ahodina ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Aza aolana ny tanako fa…tohiny
Aolika: (olika) mt.at. (aoleho): Atao tonga mivilivily, misafelipelika. tohiny
Aolilolo: a.: Zavamaniry mampandositra ny bibikely toy ny parasy, hao, sns (Croton meridionalis). tohiny
Aolo: p. t.: Tsy misy olona, tsisy mponina: Tanàna aolo. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0745