Litera Z
Zinohy: (zohy) mt, ih. mizy tsofoka in: Voazohy, nozohina, zohina, arahina tsara: Raha zinohy tsara ny tantara,…tohiny
Ziona: sy Zionjiona ft.: Fiviliana, fivembenana. - t.i.f.: Azionjiona, tafaziona, tafazionjiona j miziona,…tohiny
Zipo: (fr. jupe) a.: Akanjombehivavy mandrakotra ny valahana no ho midina ka hatreo ambony na ambany 1ohalika…tohiny
Ziriziry: a: Fijoroana miridiridy tsy mihetsika, •Fitokonana, di-doha, fitokozihitra. 1 t,tf.: Aziriziry, tafazirfziry/…tohiny
Ziva: (fit.-p.) a: Mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona…tohiny
Zo: a: Loza mihatra, zava-midona, fahoriana, vitan-dratsy. - t.i.f.: Zoina I manjd, fan-id, mpanjô I fizoina.…tohiny
Zo: a.: Haja amam-boninahitra, laza soa. ~ h.i.: Fahefana ananan'nY olona iray amin'ny maha-izy azy; hasina:…tohiny
Zohina: (zohy) mt. ih. (zohio): Arahina: Loza fa zohin'Ikoto i rainy na aiza na aiza alehany. ~ Enjehina: Nozohin'…tohiny
Zohy: a.: Fanarahana avy eo aoriana. ~ Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy. 1 Famelana handeha aloha.…tohiny
Zohy: a.: Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra
tohiny
Zoina: (zo) p.t.: Iharan-doza, iharam-pahavoazana, iharampahoriana: Nozoin-doza lava Ramatoa io no nahalasa…tohiny
Zoky: a. sady p. t.: Ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny…tohiny
Zomà: a.: Andro fahadimy amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'…tohiny
Zompona: na Jompo (Ski) a.: Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any…tohiny
Zongozongo: a.: Dian'olon-drery. - t.i.f.: Mizongozongo, fizongozongo, mpizongozongo 1 izongozongoana, fizongozongoanal…tohiny