Litera Z
Zezehana: na Zezefana (zezika) mt. pdr. (zezeho, zezefo): Asiana, velesina, darofana: Nozezehany ny kanonta ilay…tohiny
Zezika: a.: Zavatra manomboka ho lo na namboarina axapomba simika afangaro amin'ny tany na alafika azy mba ho…tohiny
Zidina: a.: Fijoroana mahitsy tsy mlhetsika, - t.i.f.: Azidina, tafazidina 1 mizidina, fizidina, mpizidina 1…tohiny
Zidizidy: a: Hamaflahana, hakingana; tanjaka, havitrihana, hamafy, haheniana. - t.i.f.: Azidizidy, tafazidizidy…tohiny
Zihitra: a: Toetran'ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra. ~ Toetran'ny…tohiny
Zimba: a.: Fanivaivana, fanevatevana, fanarabiana. - t.i.f.: Zimbaina, azimba, voazimba / manazimba, fanazimba,…tohiny
Zinaitra: (zaitra) mt.ih. misy tsofoka in: Voazaitra, nozairina, akambana na atohy amin'ny kofehy: Tsy mba lambo…tohiny
Zinara: (zara) mt. ih, misy taofoka in: Voazara, nozaraina ho toko maromaro ka omena amin'ireo ny olona izarana;…tohiny
Zinera: (zera) mt. ih. misy tsofoka in: Voazera, nazera, navarfna: Nozinera tao Ampamarinana ireo martiora tohiny
Zinevo: (zevo) mt.ih. misy tsofoka in: Voazevo, nafangaro, nampifangaroina: Nahoana no nozinevonao ny ondrinao…tohiny
Zinga: a.: Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Touozy amin'ny zinga ny rano. 1 Fisotroan-dra-…tohiny